Resak'hetotra

1. Bita ( 09/08/2009 00:04)
Nandeha tany @ Dokotera ity Rafotsy be iray fa narary kibo be. Dia rehefa tonga teo @ Dokotera izy dia hoy izy tena marary be mihitsy ny kiboko ka sady mangetotra foana ao. Soa ihany fav sady tsy maimbo ilay hetotro no tsy mipoaka mafy. Dia hoy ilay Dokotera ireto ary ny fanafody hoaninao maraina sy hariva mandritra ny 3 andro. Ary avieo miverena indray ianao aty. rehefa afaka ny 3 andro, niverina ilay Rafotsy dia hoy izy inona ny fanafody nomenao ahy iny Dokotera? fa sady maimbo mahatsiravina be ny hetotro.
Dia hoy ilay Dokotera namaly: tsara izany fa sitranba izany ny oronao Ramatoa fa ny sofinao mbola mila tsaboina.
:oops: :-D :oops:
novalian'i rhina ny 07/09/2009 12:32
2. ni81 ( 09/08/2009 06:50)
3. JOSIAH ( 10/08/2009 10:03)
nga tsy resaketotra koa ny orony sy ny sofiny ndray no tsaboina :wink:
4. Lejoba ( 10/08/2009 13:36)
loza ity
:? :( :roll:
5. nathie86 ( 11/08/2009 05:39)
dain trop ko zany
6. ari.malala ( 11/08/2009 09:36)
Lejoba:

loza ity
:? :( :roll:



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. Koditra ( 16/08/2009 18:41)
Ary elaela vao azoko lé izy a!
=)) =)) =)) =))
8. Envy7 ( 17/08/2009 15:58)
Teo ampitantarana Rafotsy,no efa maimbo ny hetotrany,no nirefodrefotra. =))
9. peta83 ( 07/09/2009 09:15)
=)) =)) =)) =)) mafy ko ty nanjo an'i radoko, ay i rafotsy no misy probleme-na orona !!!
10. rhina ( 07/09/2009 12:32)
tena zavatra afa mints ny ana no neritreretiko tamza namaki ilay iz
ka ve orona s sofona e!!!
hoooo!!
hiiiiiii!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1591