Liste des messages
Liste des messages, inserés par rhina, par ordre de date
rhina
(
29/09/2009 11:07)
firy taona ny zaza no tokony tsy hipipy @ fandriana intsony
misy akizy 2 lahy eo @ 5 sy 8 taona akaiky ahy zay. Tsy mipetraka ato amiko izy ireo fa indraindray manao vacance fa tena gaga aho ry zareo fa dia mbola mipipy @ fandriana foana ry zareo ireo ary tena...
suite
répondu par xxx le 03/11/2009 15:43
rhina
(
21/09/2009 05:49)
federasion'ny baolina kitra eto madagasikara
nisy voa² efa elaela izy zay oe:
niinviter an'i ronaldo ho tonga eto madagasika ny ajesaia raha tsy diso a
dia tonga dia tonga fofona ny federasiona n'ny baolina kitra malagasy oe :
tokony ho @...
suite
répondu par naina3 le 21/09/2009 19:16
rhina
(
17/09/2009 09:24)
masika ny fiarahamonina
masika ny fiarahamonina
tsy mitsahatra mitsikera ny ataon'ny mpiara monina fa dia nahona loatra isika ve no efa voataizan'ny fiarahamonina ohatran'izay sa inona no antony?...
suite
répondu par soanja le 02/10/2009 16:31
rhina
(
07/09/2009 12:54)
handeha hamangy manjo
indry andro nisy maty teo an-tanana
nifampitaona ireto mpiray tampoho,
4 mianadahy ry zareo no niaraka
ny 2 mpivady ary ny 2 mpirahavavy @ ilay mpivady.
Nifanaraka rehefa teny an-dalana fa il...
suite
répondu par ari.malala le 11/09/2009 13:59
rhina
(
15/08/2009 10:01)
Ny fanondranana rano avy eto mada makany...?
Mba fantatsika moa fa manimba tontolo iainana io fanondranana rano io?
betsaka ny fikambanana miaro ny tontolo iainana no efa nanao fietsiketsehana momba an'io.
Zaingy mbola tsy hita marina izay ma...
suite
répondu par Ratoa le 04/11/2009 22:57
rhina
(
13/08/2007 07:39)
asivo mapme kel lo e!
mba asio tantara mhalatsaka s mahatapatsinay kely lo e!
otrany maina be zany tsika eto
d miandry anareo manana talenta @ fampezana an
...
suite
répondu par Fiffi le 13/08/2007 08:18
rhina
(
08/08/2007 09:25)
Eto midira ze tena iresaka
------...
suite
répondu par boleda le 26/10/2007 13:06
rhina
(
24/04/2007 12:30)
Toky fitia
Ny ainga : Toky fitia
mba afaka manome io tonokira io ve ze manan
misaotra mialoha:oops:...
suite
