federasion'ny baolina kitra eto madagasikara

1. rhina ( 21/09/2009 05:49)
nisy voa² efa elaela izy zay oe:
niinviter an'i ronaldo ho tonga eto madagasika ny ajesaia raha tsy diso a
dia tonga dia tonga fofona ny federasiona n'ny baolina kitra malagasy oe :
tokony ho @ alalan'ny federasiona ihany vao afaka manafa mpilalao malaza toy izany sns....

mba tena tsy ekeko kosa io e!!
rehefa tsy mahavita azy ny federasiona zoan'ny equipa na fikambanana no manafatra izay tiany ko sa aona ozy nareo

novalian'i naina3 ny 21/09/2009 19:16
2. xxx ( 21/09/2009 06:07)
Fa afaka ny hanao inona moa ny fédération na tsy faly aza??? sady marina ny anao, tokony nataony ilay izy raha vitany dia rehefa tsy nataony sy tsy vitany dia tokony akombon-dry zareo ny vavany.
3. naina3 ( 21/09/2009 19:16)
Red colorRed colorRed colorRed colorRed colorRed colorRed colorRed colorRed colorLohateny : federasion'ny baolina kitra eto madagasikara
nisy voa² efa elaela izy zay oe:
niinviter an'i ronaldo ho tonga eto madagasika ny ajesaia raha tsy diso a
dia tonga dia tonga fofona ny federasiona n'ny baolina kitra malagasy oe :
tokony ho @ alalan'ny federasiona ihany vao afaka manafa mpilalao malaza toy izany sns....

mba tena tsy ekeko kosa io e!!
rehefa tsy mahavita azy ny federasiona zoan'ny equipa na fikambanana no manafatra izay tiany ko sa aona ozy nareo

manao an'izany izy ,mba tsy hahafantarana fa tokony anao an'izay izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1567