izay zavatra efa latsaka @ tany tsy azo alaina intsony, famp

1. Bita ( 12/01/2009 15:44)
Hoy ity Rafotsibe iray t@n-jafikeliny. Izay zavatra latsaka ambony tany eny dia maloto avokoa ka tsy azo alaina ampiasaina na alaina intsony.
Niaraka nankany an-tsena ary izy mianaka dia nividy mofogasy ary mbola tsy nihinana akory i Lita dia latsaka ilay izy. Dia saika nalain'i Lita ihany satria noana izy nefa hoy ny ny Renibe e ny zavatra rehetra latsaka eny ambonin'ny tany dia tsy azo ampiasaina intsony.....
Nandeha nanohy lalana izy mianaka ary nahita vola 200 Ar teny @ tany i Lita ary dia nanontany an-drenibeny izy raha azony alaina io vola latsaka io dia hoy ny Renibeny efa nilaza taminao aho hoe ny zavatra rehetra latsaka dia tsy tokony halaina intsony. Navnkato ny Renibeny i Lita ary dia nandeha nanohy lalana izy mianaka.
Nahitsaka hoditr'akondro ary ny Bebeny ary dia nianjera ary niantso vonjy. Hoy i Lita., Ny zavatra rehetra latsaka eny @ tany dia tsy azo ampiasaina sy raisina intsony....... :/ :/ :/ :P
novalian'i tsinjo ny 13/01/2009 07:21
2. mirana5 ( 12/01/2009 18:31)
Diso ndray Lita tsy nadrĂ´ka an'i Nenibe nitsirara t@ tany satria i Nenibe tsy zavatra fa olona :roll: :roll: :roll: :wink:
3. tsinjo ( 13/01/2009 07:21)
ka i nenibe ary teo ambony hoditra akondro no nianjera fa tsy t@ tany kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1881