Aza atao amiko fanindroany intsony ny toy izay.

1. Bita ( 09/08/2009 19:48)
Nisy soferana Taxi nitondra olona, tao afara ilay mpandeha no nipetraka ary te hiresaka t@ ilay sofera izy ka nokapohiny kely ny sorok'ilay sofera. Nitsamboatra be ilay Sofera ka tsy nanana control ka saika nandona bus ary nikivilivily ary tafakatra teny @ trotoir ary avy eo teo anoloana trano fivarotana vao tafajanona ary nitreona sy nisafoaka be. Aza manao izay fanindroany intsony ianao Rangahy ity sady nisento no nihena ny fahatezerany. Niala tsiny mafy indrindra ilay mpandeha ary hoy izy tsy nampoiziko ho mora mitsamboatra toy izany nareo. Dia hoy ilay Sofera: androany no voalohany nitondrako taxi fa taloha aho mpitondra fiara-paty ka izany no nampitsamboatra ahy iny. :/ :/ :evil:
novalian'i rhina ny 07/09/2009 12:27
2. ari.malala ( 10/08/2009 07:52)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. JOSIAH ( 10/08/2009 10:04)
Mampe e :lol:
4. ni81 ( 10/08/2009 11:56)
:lol: :lol:
5. Lejoba ( 10/08/2009 13:38)
mbĂ´ tsy natsipiny aza ny volant dia lasa nandositra nivoaka izy, sady miantsoantso hoe : matoatoa eh
6. ari.malala ( 10/08/2009 13:52)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. nathie86 ( 11/08/2009 05:36)
mapme kely :lol:
8. Koditra ( 16/08/2009 18:42)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. dadabe ( 17/08/2009 08:34)
ari.malala aio le pozisioo misopirana :-D
10. ari.malala ( 17/08/2009 12:01)
tsssssssssssssss :-D :-D :-D
11. Envy7 ( 17/08/2009 15:29)
Kanosa lery zany kle =))
12. rhina ( 07/09/2009 12:27)
noheveriny fa matoatoa zany le mpandehany ko
hiiiiii!!!!
haaaa!!!!

ary lery zany nataotra d niala t@ le asa d lasa mpitondra taxi

tokony hiova asa ndray iz ?

hiiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3268