Manana fahalalana @ fivarotana ve ianao?

1. Bita ( 19/09/2009 08:51)
Nisy tovolahy iray nifindra monina tao Antananarivo. Tsy maintsy mitady asa izy satria lafo ny fiainana. Nandeha tao @ Cora izy nanontany asa tao lehibe. Nojeren\'ilay lehibe ambony ambany ilay tovolahy dia hoy izy nanontany manana fahalalana @ fivarotana ve ingahy? Avy mpivarotra tao @ tananay aho. Eny ary hoy ilay lehibe fa hanao fanandramana ianao ato @ fivarotana fintana no hasiana anao fa azonao atao koa ny manampy ny mpivarotra hafa raha tsy misy atao ianao. Tonga ny andro fanandramana VOALOHANY. Tonga ny hariva nanontany, eo ho eo @ olona firy no nitsidika ny fivarotana? Olona 1. Nefa ny olona talohanao tsy latsaky ny 10 no mitsidika ato. Ary mba inona no vidianyy na ohatrinona ny volanampidirinao androany? 15.256.080,46 fmg. Fa fintana inona no namidinao? ilay rangahy nitady lelam-pintana farany tsotra nefa mahazo trondro, dia natoroko azy ihany ny iray ary ny toerana ahazoany manjono tsara indrindra dia nividy lelam-pitana izy+kapoaka fasiana kankana+harona fasiana trondro+fintana+harato+bisikileta+lakana+jeep... marina avokoa ny nolazainy. Dia hoy ahoana no mampanekenao azy? ilay rangahy nanontany tampĂ´ hoan\'ny vadiny dia natoroko azy ny lalana tsara indrindra
Lasa nanontany tany fivarotana bisikileta sy fiara ilay lehibe dia m :-D :-D :-D :-D :-D :-D :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :-D :arrow: :arrow: :-D
novalian'i rhina ny 20/09/2009 09:11
2. kwit ( 20/09/2009 03:57)
tsisss zavatra azoko mitsy le izy :?
3. rhina ( 20/09/2009 09:11)
za ko namaky fa tsy nahazo mintsy niverina in-3 mintsy nefa za mba te imeme be mintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3944