Inona ary izany?
1. Bita
(
03/02/2009 12:41)
Tany am-pianarana:
Mpampianatra:
Inona no biby mampinono?
Lita: Osy
Mpamp.: marina fa saingy omby no valiny tena izy.
Inona no biby manatody?
Lita: Sokatra
Mpamp.: Marina fa saingy akoho no valiny.
Lita: Inona ary izany: zavatra mafimafy ampidirina rehefa voaka sady malemilemy no lena?
Tezitra ilay mpampianatra ary nitefaka tahamaina an'i Lita fa inona ary izany?

novalian'i andrywui ny 04/02/2009 14:52
3. andrywui
(
03/02/2009 13:33)
inona koa ary izany : zavatra lavalava atsofoka sy avoaka ao anatin'ny zavatra mandomando misy ranorano de avy eo mamoaka zavatra fotsifotsy ???
4. ikaretsaka
(
03/02/2009 16:25)
andrywui:
inona koa ary izany : zavatra lavalava atsofoka sy avoaka ao anatin'ny zavatra mandomando misy ranorano de avy eo mamoaka zavatra fotsifotsy ???
borosy nify
5. Itovoary
(
04/02/2009 13:35)
Tany am-pianarana:
Mpampianatra:
Inona no biby mampinono?
Lita: Osy
Mpamp.: marina fa saingy omby no valiny tena izy.
Inona no biby manatody?
Lita: Sokatra
Mpamp.: Marina fa saingy akoho no valiny.
Lita: Inona ary izany: zavatra mafimafy ampidirina rehefa voaka sady malemilemy no lena?
Tezitra ilay mpampianatra ary nitefaka tahamaina an'i Lita fa inona ary izany?
Mofo io angamba
inona koa ary izany : zavatra lavalava atsofoka sy avoaka ao anatin'ny zavatra mandomando misy ranorano de avy eo mamoaka zavatra fotsifotsy ???
Io indray sigara fohana; setroka le fotsifotsy ;-) ;-) ;-)