Hiran'i Rainindimby

1. Bita ( 04/01/2009 10:35)
Mba agatahiko ity hira ity izay mahay na dia toniny iry monja aza.

Rosilia, Rosilia
Sao mba hitan-droky re ny lamba napetrako teto a?
Misaotra mialoha
novalian'i lanto ny 10/01/2009 21:26
2. lanto ( 04/01/2009 15:08)
Tratry ny taona Bita a! http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=rozily aloha raha hihaino azy fa ny tonony mbola haka sopapa am spesialista e! :-)
3. Bita ( 07/01/2009 08:26)
Tratry ny taona ary samy ho tahian'i Tompo daholo.
Misaotra anao fa saingy tsy haiko ny nandefa azy ka mba mangataka fanampiana indray. Misaotra mialoha
4. Bita ( 07/01/2009 09:03)
Azo atao foana ve ny mangataka io hira io rehefa te hihaino azy?
5. lanto ( 10/01/2009 21:26)
Ie fa tsy eo noho eo an! miandry kely fa misy olona hafa mandahatra hira ihany koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0803