ireo 3 lahy voasambotry ny kanibale

1. Bita ( 18/12/2008 14:46)
Miala tsiny mialoha raha tsy hanome ny anaran'ireo 3 lahy ireo aho....eto.
Nisy 3 lahy hono voasambotri'ireo kanibaly dia hoy ireo kanibaly raha te ho velona ianareo 3 lahy mandehana mitady voankazo any anaty ala miisa 100 nareo tsirairay ka mankanesa aty. Dia te ho velona moa izy 3 lahy, dia samy lasa nitady voankazo an'ala tany. Tonga ilay iray nitondra vorihazon'ala ary dia nomeny ilay Kanibaly, dia hoy ilay Kanibaly tsy hilaiko ireo voankazo ireo fa ialahy no mila ireo asisio any anatin'ny vodin-drangahy, azafady tsy haiko izany hoy ilay voasambotra. Zavatra mora izany fa rehefa tsy hanao Rangahy dia hovonoina ingahy. Ka nanao ihany ilay voasamboatra 1 ka hatramin'ny 100 vita. Tonga ilay faharo nitondra goavy: aryx dia nasain'ilay Kanibaly nanao an'izany koa te ho velona koa ilay faharoa dia nanao teny antenanenany dia hoy izy tsy lasako intsony dia hoy ilay Kanibaly efa kely sisa ka inona no tsy hahavitanao azy? Dia hoy izy jereo iry avy iry: Tonga ilay fahatelo nitondra mpampelmousse ........ :-D :-D :-D
novalian'i winner ny 05/02/2009 16:21
2. tenagasy ( 18/12/2008 15:58)
:-D :-D :lol: :-D :-D :^)

Mankasitraka Ba-Bita a!

Tana afaka - latsaka - tapaka mihintsy ny tenanay!

Tokoa moa?

3. Itovoary ( 19/12/2008 05:49)
De nifandrombahan'ny Kanibaly avy hatrany le Pampelmousy fa ny sisa tsy tafasisiky ny faharoat@ le goavy natao t@ fahatelo. :-D :-D :-D :-D
S tsy izany ry Bita
4. Koditra ( 19/12/2008 06:33)
Soa iany ary fa vorihazon’ala no itan’lay voalohany fa raha zany ngamba ny hoe letchis d asa fotsiny ngamba, tsy maintsy iangavy an Mr kanibaly hoe azo voasana ve ny hodiny? :-D :-D
5. mmmhh ( 27/12/2008 07:10)
voa mafy le pamplemousse, mahatafiditra folo angamba izy de mivaoaka aty am-bava ny ambiny, hi hi hi
6. winner ( 05/02/2009 16:21)
soa ihany koa tsisy nitondra mananasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2876