Fifaninana biby sy zavamaniry ao Madagasikara

21. pissoa ( 16/03/2007 21:24)
Poikany :Pissoa tsy maniry zany :cry::cry::cry::-D
22. Stretch ( 16/03/2007 21:29)
ôka ary !
:-D
O:pissoa
B:saka
23. sitlo ( 16/03/2007 21:43)
ary za efa namaly an'ity fa toa tsy hita

B: boriky
Z: bozaka
24. sitlo ( 16/03/2007 21:45)
Stretch:

ôka ary !
:-D
O:pissoa
B:saka


O = ondrakondrafana :wink:


25. bmw333 ( 16/03/2007 21:53)
B = Hala
Z = Harefo
26. vale ( 16/03/2007 22:27)
Stretch:

hein ! entitra be ny anareo métresy !8-)
stretch:-D:-D:-D


27. mandrak ( 16/03/2007 22:28)
B=bibitava
Z=baranjely
28. mandrak ( 16/03/2007 22:30)
mandrak:

B=bibitava
Z=baranjely





B=bibitava = bibilava

disotsipelina

29. vale ( 16/03/2007 22:31)
B: vomadilo
Z: mokonazy:-P...volavo.
8)
30. vale ( 16/03/2007 22:33)
mandrak:

B=bibitava
Z=baranjely
mifamadika8-)8-)


31. vale ( 16/03/2007 22:33)
32. bmw333 ( 16/03/2007 22:43)
vale:

B: vomadilo
Z: mokonazy:-P...volavo.
8)



vale = voalavo

Efa voalaza ary ambony fa izay mamerina dia mitondra ny anaran'ilay biby :-P
33. mandrak ( 16/03/2007 22:51)
vale:

mandrak:

B=bibitava
Z=baranjely
mifamadika8-)8-)






sao dia mba ny an toi no mifa madiké, arao tsara né
:lol:

34. sitlo ( 16/03/2007 23:31)
bmw333:

B = Hala
Z = Harefo



mersy an'i bm fa io harefo io mihitsy no noezahiko nitadidiana omaly. harefo marina


35. vale ( 16/03/2007 23:56)
:oops:mandrak!

B: mokonazy:-Pvoalavo kah!:wink:
Z: vômadilo:miam:
36. vale ( 17/03/2007 00:01)
mandrak: :wink:ka tsy maazo miverina mamaky ny ery ambony hono fa lasa mitovy @ biby kou :-D

B= géranium
Z= ganagana:-D , naika niady rima hihih
37. sitlo ( 17/03/2007 00:19)
B- voay
Z- vero

erratum: notadidiana fa tsy nitadidiana
38. boozkel ( 17/03/2007 08:29)
B-Saka
Z-Sakamalao
39. kally ( 17/03/2007 09:07)
B: akoho
Z : anamalaho
40. sitlo ( 17/03/2007 09:25)
B - alika
Z - avoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.822