Fifaninana biby sy zavamaniry ao Madagasikara

61. sitlo ( 18/03/2007 13:34)
B = tainakoho
Z = trozina
62. ikalapeta ( 18/03/2007 15:20)
Stretch:

:-D

B:kandà
Z:kapôka
:x diso, in zany?


63. ikalapeta ( 18/03/2007 15:21)
Simpona>:*:*:*:wink:
64. Stretch ( 19/03/2007 00:31)
ikalapeta> fa maninn aky ny diso ?

sitlo> inn zany tainakoho?
Z:taimborotsiloza zao no misy
B:tôlapia
65. hery ( 19/03/2007 15:08)
B: Soavaly
Z: Soafilera (le laisoa misy voniny ireny)
66. karinah ( 19/03/2007 16:15)
bmw333:

vale:

B: vomadilo
Z: mokonazy:-P...volavo.
8)



vale = voalavo

Efa voalaza ary ambony fa izay mamerina dia mitondra ny anaran'ilay biby :-P
:-D


67. mandrak ( 19/03/2007 22:05)
B: lôlôsy
Z: zakaranda
68. Jessimi ( 21/03/2007 17:08)
Biby: tsiriry
Zavamaniry: tsiriry ihany e
69. Simpona ( 26/03/2007 06:28)
O = Ikalapeta
Z = paiso petakorona
ikalapeta :-*:*:*:wink:
70. Bita ( 12/05/2007 09:26)
V = Voanatsindrana
V = Vitsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.055