1 isaka ny mpandray anjara ihany azafady

1. sambatra ( 15/03/2007 02:04)
1 = Raiamandreny
2 = Roaso fa hariva
...
...
...
novalian'i bmw333 ny 25/03/2007 00:03
2. Stretch ( 15/03/2007 06:34)
3=telo taona
3. lapino ( 15/03/2007 08:17)
4 - efamira
4. ikalakintina ( 15/03/2007 08:54)
5: dimitry
5. booboo ( 15/03/2007 09:22)
6 = (h)enikaja ny fianakaviana
6. hery ( 15/03/2007 09:24)
7: Fitorahana
7. kelly13 ( 15/03/2007 09:33)
8: valovotaka
8. simplex ( 15/03/2007 09:37)
9: sivily
9. kelly13 ( 15/03/2007 09:43)
10: foloina (banga miteny :-D)
10. karinah ( 15/03/2007 10:10)
11: tanan'ny maty!:-D, oups:^)
11. sambatra ( 15/03/2007 10:57)
Hadinoko ny nilaza tany amboalohany fa afaka miverina "1" rehefa tonga "10".

1 = Iraisana.
12. karinah ( 15/03/2007 11:03)
:-D:-Dsambatra.

2= roa ny aviavy:-D( mety ve izany e?):P
13. sambatra ( 15/03/2007 11:11)

Voailika i "Stretch" sy i "Karinah".
Tsy ekena ny hoe : "telo taona" (Stretch), "roa ny aviavy" (Karinah).

3 = Telolafy.
14. kelly13 ( 15/03/2007 11:15)
4 joro
15. booboo ( 15/03/2007 11:49)
5 = dimina
16. simplex ( 15/03/2007 11:51)
n6: nenina
17. booboo ( 15/03/2007 11:56)
7 = fitoriana
18. sitlo ( 15/03/2007 12:20)
8 valomanana
19. kelly13 ( 15/03/2007 13:06)
9ly (sivily=civile) sao tsy kôpy nareo
20. sitlo ( 15/03/2007 13:50)
0 aotraory ny divoko fa mangididy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0761