Alika mivory, mahatsikaiky!!!

1. sambatra ( 22/02/2007 23:01)
Dia mbola nandinika hatrany ny Ntaolo, hoy izy ireo:

"Manao fivorian'alika ka orokoro-body no betsaka."

(Tandremo izany ry mpanao pôlitika malagasy "fayot").
novalian'i wooda ny 04/03/2007 00:52
2. karinah ( 22/02/2007 23:44)
sambatra::-D:-D:-D

:roll: manao an'zany angaha ny panao politika malagasy?:-P:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. wooda ( 23/02/2007 00:52)
tena marina!
tsy maintsy misy sefo mitarika aloha!
:-D:-D:-D:-D
4. sitlo ( 23/02/2007 00:58)
wooda izany no sefony eto an
5. wooda ( 23/02/2007 02:04)
sitlo> ie, de nareo no manaraka ao aorinako ao =))=))

(Tandremonareo izay manoratra manaraka ary!izaho hono no sefony hoy sitlo =))=)))
6. sitlo ( 23/02/2007 02:09)
tena mbola tsy henon'i wooda kay ilay blagy resaka sefo :°)
7. rivorijasoa ( 23/02/2007 02:23)
f'angaha i wooda si sitlo zao eo am-pivoriana?
8. wooda ( 23/02/2007 02:24)
ka tsy maintsy atoro aloha ianareo! iza izao io nanaraka ahy io?:lol:
9. rivorijasoa ( 23/02/2007 02:27)
ary i wooda izany efa zatra manao fivorian'alika an!!!!!
10. wooda ( 23/02/2007 02:34)
rivorijasoa:

ary i wooda izany efa zatra manao fivorian'alika an!!!!!



=))=))=))
11. rivorijasoa ( 23/02/2007 04:30)
Mahatsikaiky e? ho ho ho ho , ha ha ha ha,hi hi hi hi...
12. vale ( 23/02/2007 13:44)
rivorijasoa:

f'angaha i wooda si sitlo zao eo am-pivoriana?
tsss :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

wooda: hihihihihihihi


13. sitlo ( 23/02/2007 15:25)
wooda> sefon'ny vatan'olombelona no teneniko :evil:
14. Stretch ( 23/02/2007 15:51)
alefa alefa alefa . .

zay spekta =D =D =D
15. wooda ( 23/02/2007 18:07)
sitlo:

wooda> sefon'ny vatan'olombelona no teneniko :evil:



:-D

ps: tena mahasolo antidépreseur ianareo ka, tena tsy mankaleo mihintsiny ny mandeha ato @ serasera. Milay aloha eh!:wink:
16. Stretch ( 23/02/2007 19:13)
niala sady angà wooda .
eo iany alou , fa zay mbola spekta.

ratsy zany avereno ny vidi-pidirana, ny spekta sasany mbola miandry ao am ké.

:roll: :roll: :roll:
17. wooda ( 23/02/2007 19:39)
Stretch> tsy marina ary ve izany? misy anankiray mametraka dinika de avy eo mamaly daholo izay te hamaly? izany hoe "Alika mivory, mahatsikaiky!!!"

ary lasa aiza i sambatra eh! izy ange no tena sefo eto eh :-D:-D:-D
18. sitlo ( 23/02/2007 19:53)
izay nge le forum ry sefo eh, zay ilay izy izay
19. wooda ( 23/02/2007 20:06)
:-D:-D:-D
20. Stretch ( 23/02/2007 21:36)
sambatra ao andibaka ao e! sefo :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.273