Alika mivory, mahatsikaiky!!!

21. wooda ( 23/02/2007 21:49)
Le sefo miala pà , mijerijery ny ady ataontsika ato fotsiny sady matahotra ny hiditra angamba!:-D:-D:-D
22. Stretch ( 24/02/2007 08:38)
ritssssskssssssi.
ritssssskssssssi.
ritssssskssssssi.
:-D
23. sambatra ( 24/02/2007 13:31)
Iny ary ny tenako, manao fitsidihana kely hoe mandeha tsara ve ny dinika.
Tsara fa tohizo.
Efa vonona ny taolana ho an'izay mandresy :^):°)
24. Stretch ( 24/02/2007 16:41)
tsisy miady tsony zany fa sambatra ndray ny tambaran reo eo amzany amboara zany
:roll:
25. sitlo ( 24/02/2007 16:47)
sambatra:

Iny ary ny tenako, manao fitsidihana kely hoe mandeha tsara ve ny dinika.
Tsara fa tohizo.
Efa vonona ny taolana ho an'izay mandresy :^):°)


tonga dia ataovy, tonga dia ataovy fa aza misalasala.


26. Stretch ( 24/02/2007 16:49)
inn ry sitlo ny atao:roll: :roll:
27. sitlo ( 24/02/2007 16:52)
le tolana kah, tonga dia mazotoa.
28. Stretch ( 24/02/2007 16:56)
tapaka am zany eo ny solonify :-D :-D
29. sitlo ( 24/02/2007 16:58)
:-D

sao dia manao rafotsibe tonga tsingeritaona eo ve
30. Stretch ( 24/02/2007 17:05)
naninnn aky le rafotsy ?
31. sitlo ( 24/02/2007 17:26)
ny labozy aky no tsofina ka ny solonify no feno creme ah
32. Stretch ( 24/02/2007 17:39)
mbola tsy henoko njay zay
=)) =))
33. sitlo ( 24/02/2007 17:44)
za koa nga mbola naheno, hitako tam video gag
34. ikalapeta ( 24/02/2007 19:06)
:-D:-D:-D
35. Stretch ( 25/02/2007 12:59)
manaôna ikalapeta

taiza fôna ?

sitla> de nipetakateo am le gatô v ky le solonify maintimainty? ?:-D :-D
36. sitlo ( 03/03/2007 20:16)
hihihi, ye dia naveriny tany am-bava dia notsofiny indray ilay izy dia mbola nivoaka fanindroany.
37. wooda ( 04/03/2007 00:52)
sitlo> tena mbola tsy hitako indray izany fa =))=))=)) aloha

lay solonify be creme no tena =))

Fa hono wa, mba mety hisy hinana indray ve ilay gâteau nisy ilay solonify latsaka? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0535