Alika mivory, mahatsikaiky!!!
1. sambatra
(
22/02/2007 23:01)
Dia mbola nandinika hatrany ny Ntaolo, hoy izy ireo:
"Manao fivorian'alika ka orokoro-body no betsaka."
(Tandremo izany ry mpanao pôlitika malagasy "fayot").
"Manao fivorian'alika ka orokoro-body no betsaka."
(Tandremo izany ry mpanao pôlitika malagasy "fayot").
novalian'i wooda ny 04/03/2007 00:52
2. karinah
(
22/02/2007 23:44)
sambatra::-D:-D:-D
:roll: manao an'zany angaha ny panao politika malagasy?:-P:-D:-D:-D:-D:-D:-D
:roll: manao an'zany angaha ny panao politika malagasy?:-P:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. wooda
(
23/02/2007 02:04)
sitlo> ie, de nareo no manaraka ao aorinako ao =))=))
(Tandremonareo izay manoratra manaraka ary!izaho hono no sefony hoy sitlo =))=)))
(Tandremonareo izay manoratra manaraka ary!izaho hono no sefony hoy sitlo =))=)))
12. vale
(
23/02/2007 13:44)
rivorijasoa:tsss :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
f'angaha i wooda si sitlo zao eo am-pivoriana?
wooda: hihihihihihihi
15. wooda
(
23/02/2007 18:07)
sitlo:
wooda> sefon'ny vatan'olombelona no teneniko :evil:
:-D
ps: tena mahasolo antidépreseur ianareo ka, tena tsy mankaleo mihintsiny ny mandeha ato @ serasera. Milay aloha eh!:wink:
16. Stretch
(
23/02/2007 19:13)
niala sady angà wooda .
eo iany alou , fa zay mbola spekta.
ratsy zany avereno ny vidi-pidirana, ny spekta sasany mbola miandry ao am ké.
:roll: :roll: :roll:
eo iany alou , fa zay mbola spekta.
ratsy zany avereno ny vidi-pidirana, ny spekta sasany mbola miandry ao am ké.
:roll: :roll: :roll:
17. wooda
(
23/02/2007 19:39)
Stretch> tsy marina ary ve izany? misy anankiray mametraka dinika de avy eo mamaly daholo izay te hamaly? izany hoe "Alika mivory, mahatsikaiky!!!"
ary lasa aiza i sambatra eh! izy ange no tena sefo eto eh :-D:-D:-D
ary lasa aiza i sambatra eh! izy ange no tena sefo eto eh :-D:-D:-D