Akamatiana
1. sambatra
(
30/11/2005 18:05)
Miarahaba antsika rehetra namana
An-tsoratra ihany satria tsy afaka mandray tanana
Sendra mandalo dia manatsafa
Ireo mpidinika, mpikarajia sy mpitafa
Mana-talenta raha i Akamatiana
Mino aho fa betsaka tokoa no liana
Nahita ny tononkalo nosoratany ho an'i xxx
Manontany hoe nahoana ary no miafina ambadiky ny iksa
Lasa manko ny saiko ka manontany
xxx irery angaha moa no toy izany
Sarotra be manko ny hahafantarana
Hoe tena izy sa solon'anarana
Sa misy fitiavana te-hahafantatra manokana
Raha izay indray aloha dia velariko ny elatro hikopaka
Dinihiko ihany ilay xxx sy Akamatiama
Asa na hety fa toa tsy miady rima
An-tsoratra ihany satria tsy afaka mandray tanana
Sendra mandalo dia manatsafa
Ireo mpidinika, mpikarajia sy mpitafa
Mana-talenta raha i Akamatiana
Mino aho fa betsaka tokoa no liana
Nahita ny tononkalo nosoratany ho an'i xxx
Manontany hoe nahoana ary no miafina ambadiky ny iksa
Lasa manko ny saiko ka manontany
xxx irery angaha moa no toy izany
Sarotra be manko ny hahafantarana
Hoe tena izy sa solon'anarana
Sa misy fitiavana te-hahafantatra manokana
Raha izay indray aloha dia velariko ny elatro hikopaka
Dinihiko ihany ilay xxx sy Akamatiama
Asa na hety fa toa tsy miady rima
novalian'i akamatiana ny 07/12/2005 20:25
3. Herimiafina
(
01/12/2005 02:16)
Fitiavana daholo akia izany ry hesham an, hanaovako tonokalo kou ve njiko e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
4. dadabe
(
01/12/2005 02:53)
tanjemonareo zalahy fa anabaviko anie i akamatiana e :-w:-w
akamatiana> aiza njy ry zanjy :*
akamatiana> aiza njy ry zanjy :*
5. cutie
(
01/12/2005 04:12)
ny tiany tenenina ngamba de i akamatiana manantalenta e, tokony hanoratra mihitsy .
akamatiana :wink:
akamatiana :wink:
6. mimiso
(
01/12/2005 05:33)
Tsy we kosa ry Sambatra misy fitiavana te hahafantatra manokana fa samy mbô mampiseho izay talenta ananany io, ka raha ohatra kou ngah ka mba manana de mba aposaho kou f'aza variana miteny ny hafa ô ô!!!!
Tiko be mou njy razanjy ô ô :wink::wink:
Tiko be mou njy razanjy ô ô :wink::wink:
7. Herimiafina
(
01/12/2005 05:37)
Mhafinaritra daholo kah, samy manana talenta na i Sambatra na i Akamatiana, bravo. =D=D=D=D(l)(l)(l)(l)
9. namanao
(
01/12/2005 09:02)
Sambatra ihany koa
dia manantalenta
ka asehoy ny soa
mba ho tena avolenta.
Le tononkalo mo zareo
De toa fialamboly ihany
koa dia ingao ny feo
mba hampiova an'izany
Ampiasao izy ty
amin'ny adihevitra
na hoan'ise na hoan dry
tairo f'aza mihemotra.
teboka telo
dia manantalenta
ka asehoy ny soa
mba ho tena avolenta.
Le tononkalo mo zareo
De toa fialamboly ihany
koa dia ingao ny feo
mba hampiova an'izany
Ampiasao izy ty
amin'ny adihevitra
na hoan'ise na hoan dry
tairo f'aza mihemotra.
teboka telo
11. ravakamalala
(
01/12/2005 11:12)
fa nahoana ary nareo no manatalenta dia zay tsy mahay n'inn n'inn!! nisy niangarana mihitsy tao
12. hesham
(
01/12/2005 13:22)
herimiafina , ilay talentanao 1 iny atao fa tsy tononkalo ka , iny efa bdb mahay fa ilay 1 iny tsisy mahay :-D:-D:-D:-D:-D
17. akamatiana
(
05/12/2005 17:52)
gaga be zah ra nandalo
kay zah tato nisy nanao tonokalo
tena mahay enao ry sambatra
ka zah ty lasa mihaotra
tsia, tsy fitiavana te-ahafantatra
fa fanontaniana ny ahy iny ry sambatra
ka zany ve no maha-lasa saina anao
ka nanaovanao tonokalo tahak'izao
gaga iany zah , ka tafepetraka
kay mou ty dinika mitonona ps azo apetaka??
nefa tsy koi fa revena manja
de eto njay sika mifaly avanja ee!
kay zah tato nisy nanao tonokalo
tena mahay enao ry sambatra
ka zah ty lasa mihaotra
tsia, tsy fitiavana te-ahafantatra
fa fanontaniana ny ahy iny ry sambatra
ka zany ve no maha-lasa saina anao
ka nanaovanao tonokalo tahak'izao
gaga iany zah , ka tafepetraka
kay mou ty dinika mitonona ps azo apetaka??
nefa tsy koi fa revena manja
de eto njay sika mifaly avanja ee!
18. dadabe
(
06/12/2005 05:50)
firitiana> le dahiny koa aloha bogany ihany e,kou raha tsy izany ve ahazaka andry e :wink:
akamatiana> i fiaritiana no zaobandriko vao2 retsy a:D
:-w:-w humm....raha mitohy izao ahiko ho lasa valilahiko ity sambatra ity kleaza :@
akamatiana> i fiaritiana no zaobandriko vao2 retsy a:D
:-w:-w humm....raha mitohy izao ahiko ho lasa valilahiko ity sambatra ity kleaza :@
19. akamatiana
(
07/12/2005 20:25)
dadabe:-w:-w:-w iza no tena izy eeeuuuhh!!! aza ovaovaina mou zoky an !:-D ouuujyyyyyyy fa nga lah mbola manana bavy hafa ankôtsanah kou ato??