Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Mifenty, milahatra araka ny daty
Mifenty
(
05/11/2009 16:09)
Mihorirana kely azany dia aza misy mihetsika tsouny leu leu
io fa tsy ankihetsika tsouny a...
tohiny
novalian'i nirinanicolas ny 19/11/2015 06:22
Mifenty
(
20/07/2006 19:24)
Gorisa gorisa
mitady ny tonon'ilay hira oe gorisa gorisa zay mahalala fa tsy misy atsy andrefana.
Misaotra...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 25/08/2006 10:19
Mifenty
(
14/07/2006 08:08)
bonne fete daholy e
arahaba tratry ny asaramanitar e...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 17/07/2006 05:16
Mifenty
(
13/07/2006 13:56)
6 septembre
Italy - France ndray am 6septembre e, éliminatoire euro io.
Iza no alain lisany?
tsis zizou tsony io...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2006 18:23
Mifenty
(
12/07/2006 14:10)
nanomboka teo am zidane le izy
tsy nisy naita an le coup d boule ny alibitra teny ambony terrain.
refa no rejouer na le izy (replay)d ny 4è bibitra no niteny oe coup de boule iny fa lery io no naita.
De oe raikitra iany ng...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2006 18:57
Mifenty
(
11/07/2006 12:09)
merci tsoupou
ndao mba amorona blague ho an'i tsoupou fa tena natonny voky blagy mitsy androany le...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 28/07/2006 13:46
Mifenty
(
11/07/2006 10:16)
kozin materazzi sy zidane
Tsy aiko fa ra afaka mandika nareo miteny italiana de mba adikao azfd ndrindra.
araka ny gazety anglisy guardian dia ito ny resaka nifanaovan'i zidane sy materazzi:
M-taciti, enculo, hai solam...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2006 19:03
Mifenty
(
10/07/2006 09:08)
tsy maintsy nataon'i Zidane iny
raha nandinika isika dia resin'ny puma ny addidas tam ty.
niantra ny addidas ny puma ka mba afaka nahazo ny 3è place i allemagne
fa ny famaranana kosa dia tsy nanaiky ny puma fa de nomontsa...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 11/07/2006 19:10
Mifenty
(
09/07/2006 14:49)
mbola tsatsa iany le ...
Ndray andro sendra naita andian'olona nivorivory Jesoa dia nanantona.
Tsatsa manko ilay makorelina (mpivaro tena mou zany e).
Araka ny lalàna anefa dia toraham-bato ny sahaza ny vehivavy toy i...
tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 09:12
Mifenty
(
01/07/2006 11:39)
afakafaka a maita
iza no mahalala anlé oul tsatsa zay
1- misy nirina ny anarany
2-tsisy ifandraizany ny ps ny
3- manana sary bobaka izy
4- tady izara ny firenena misy azy
5- any ny foiben'i eropa
...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 14/07/2006 16:47
Mifenty
(
01/07/2006 04:31)
comité de soutien à zoklbfkfk
tattsy andrefana ty
[quote]fatsora leitsy ialahy 'ty ry bedada, mba kôzy ê!
Mifenty, tena tsy rariny leitsy ny an'ny leiry, akaparé ny daholo ve ny jôba, tsy befialonana zah fa tena hoatrany ...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 19/07/2006 11:48
Mifenty
(
26/06/2006 06:35)
cirulaire sarko jojopil
jereo eto e
http://www.interieur.gouv.fr/rubriques/b/b5_lois_decrets/06-00058/INTK0600058C.pdf
...
tohiny
novalian'i prime ny 18/07/2006 11:32
Mifenty
(
21/06/2006 12:55)
Mivoaha i Lahiniriako e
Mba mivoaha ilay miseho ho lahiniriako namorona sujet ma krizy ao ambany io fa toa tady ampiady ol fotsin e
Mivoaha e...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:06
Mifenty
(
21/04/2006 07:38)
Inn ny ady klé.
Tonga ndray ty ny ouikendy fa inn ny ady klé any aminareo any kle.
Ngody mba misy ifanamboarana??...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 10/05/2006 08:51
Mifenty
(
09/04/2006 20:00)
Tsy maintsy hoe....
Tsy maintsy hoe hianatra teny anglisy iany zany fa ho any afrika atsimo atsy ho atsy kle...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 13/04/2006 08:02
Mifenty
(
04/04/2006 09:52)
Fivoriana
Hanao fivoriana goavana lehibe isika mpanambady virtoaly rehetra .
Ny fotoana dia hita ao am rackmounted.com :-D:-D:-D
am roa ora tsy diso mihoatra kely, ny fiafarany mbola tsy fantatra.
...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 09/04/2006 19:58
Mifenty
(
31/03/2006 12:55)
Dadabe sy pissoa sy ny tantarany
Tena ndraindray tsy azo tsony le resaka fa aoka azava tsara kle
Misy oe i dadabe sy mpisoa fotsiny no manoratra ndraindray
de misy kou oe i mpisoa mi surveiller an'i dadabe
de misy kou oe...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/04/2006 11:20
Mifenty
(
16/01/2006 10:38)
rariva iany io defa ho an'ny namako sisa a
tena tsitako le fanaovana anlé oe ho an'ny namako iany le sary fa aona lé.
sary be io fa tsy sary kely a...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/02/2006 18:02
Mifenty
(
14/01/2006 14:23)
ny mampitovy ny sipa sy ny ordinatera???
ito aza misy fanontaniana mafinaritra be eh,
Inona aza no mampitovy ny sipa sy ny ordinatera e?
mahazo biz'oroka zé mahamarina...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/02/2006 17:50
Mifenty
(
13/12/2005 11:42)
herinandro mi masta .... ... milay ka
hahaha
mlay kou le oe herinandro mi masta kle.
herinandro mi masta = herinandro tsisy xxx
hahaha...
tohiny
novalian'i ako ny 15/01/2006 02:55
