nanomboka teo am zidane le izy

1. Mifenty ( 12/07/2006 14:10)
tsy nisy naita an le coup d boule ny alibitra teny ambony terrain.

refa no rejouer na le izy (replay)d ny 4è bibitra no niteny oe coup de boule iny fa lery io no naita.


De oe raikitra iany ngamba zany le alibitrazy assisté par video.

nitondra vaovao marina ra ZInedine Zidane kou
novalian'i fijo ny 13/07/2006 18:57
2. hery ( 12/07/2006 14:33)
Mbola tsy vita foana ve? :-)
3. lapino ( 12/07/2006 16:35)
Ozizy ny FIFA hono hoe tsy tam'tele no hitan'lery le izy fa hitany mivantana teo ambony terrain. Fa ilay arbitra faha-4 no nahita azy.
4. fijo ( 12/07/2006 17:34)
ny FIFA tsy te hampiasa ny video,dia mody nilaza an'io.fa na inona lazain'ny FIFA,raha tsy nisy iny"replay"iny,izay sary azo tamin'ny video,tsy nisy porofo.koa noho izany,dia nampiasa video ry zareo,na tiany na tsy tiany.
hary,mbola mitohy ka,vao nanazava izaolery "zizou" androany.fa tsy niala tsiny
5. mandrindra ( 13/07/2006 08:28)
ny FIFA dia nampiasa vidéo foana hatramin'izay, firifiry ny mpilalao voaheloka noho ny vidéo. ohatra tamin'iny mondial iny dia voaheloka i frings noho ny vidéo satrai film nalain'ny italiana no nahitana fa nitifitra totohondry an'i cruz i frings nony vita ny lalao. dia avy eo suspendu match iray i torsten fringa ka tsy afaka nanao demifinale. maro ny ohatra toa an'io fa io aloha no vao haingana indrindra.
6. MTN ( 13/07/2006 08:34)
efa natahotra ny ho resy izy hoa d mankalaza tena, raha tsy nanao iny izy dia mety niala maina raha resy teo.
7. ja ( 13/07/2006 09:59)
MTN:

efa natahotra ny ho resy izy hoa d mankalaza tena, raha tsy nanao iny izy dia mety niala maina raha resy teo.



zany an!
raha tsy niala izy resy ny italiana!sur an'zany a!
na dia tsy mahay bol loatra ny tenako azany
8. Mifenty ( 13/07/2006 13:49)
d tsy aiko re
9. totofy ( 13/07/2006 16:50)
efa natahotra ny ho resy izy hoa d mankalaza tena, raha tsy nanao iny izy dia mety niala maina raha resy teo.


zany ve ry MTN ? anisan' ny resaka hipetraka ho tantara ireny é , ohatran' ny nataon'ny tanan' i Maradonna , ka iny ny plan x farany, tetik' ady dernière solution handavoana ny frantsay (na zidane) .... hita fa tsy nanao mintsy ilay italy !!!!!!
jereo ny serasera taloha tany efa nosoratako fa mety mahazo ihany ilay italy .....(favori)... ianareo mipetraka sy mi-supporter an' italy ireo tsy nisy nanomé mintsy ... fa saingy lé manière sy le talenta tsy ao intsony ....mampalahelo.

zany an!
raha tsy niala izy resy ny italiana!sur an'zany a!
na dia tsy mahay bol loatra ny tenako azany


marina mintsy ny anao ry ja , mahay mandinika be :wink::wink:
10. fijo ( 13/07/2006 18:57)
resy ihany aloha frantsa e,penalty nomena fotsiny iny.
fa ny tsy azoko,dia inona no tsy hitiavan'ny FIFA io fitsarana ampian'ny video io?????tiany ve ny hisian'ny olana foana sa dia amin'ny maha antitra andry zalahy fotsiny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5854