Gorisa gorisa

1. Mifenty ( 20/07/2006 19:24)


mitady ny tonon'ilay hira oe gorisa gorisa zay mahalala fa tsy misy atsy andrefana.


Misaotra
2. ja ( 20/07/2006 19:49)
o gorisa gorisa foana ny tenenin'ny hira iny kou!
ina ndray ny toniny tadiavin'là?
humm elà tena tsss :-P:-P:-P:-P:-P:-P
3. Mifenty ( 20/07/2006 20:00)
hihi

ka za mitady tonony kou
4. ja ( 20/07/2006 20:07)
hihihi
henoy inpolo lesy dia dondé( :-P ) hain'là ho azy eo ihany

5. Mifenty ( 20/07/2006 20:17)


ra mba misy manana re io de mba omeo tonony za e

6. ja ( 20/07/2006 20:20)
hihi
eo azany e!zany hono izay mbo manana e!
7. vale ( 20/07/2006 20:50)
hihihihihhhh:-D, a gorisa gorisa karatsaka lamban'akoho (averina in-50) :-D:-D:-D=))=)),, ty Mifenty ty wa mampiresaka fotsiny,hihih:-D:-D:wink:
8. mamzelkely ( 21/07/2006 06:27)
tena ts haiko hira io klé:roll:8)
9. ramialy ( 21/07/2006 06:38)
:-D:-D:-D vale : hita wa hita wa titre = tonony
10. xxx ( 21/07/2006 07:30)
ka tsy efa mogorisa gorisa ve zao eh !ah karatsakaratsakakan"alan'akondro:-D:-D:-D:-D:-D
11. Mifenty ( 21/07/2006 09:55)


fa alan'akondro le izy sa


lamban'akoho e

vale:
a gorisa gorisa karatsaka lamban'akoho (averina in-50)


xxx:
ah karatsakaratsakakan"alan'akondro
12. booboo ( 21/07/2006 10:08)
ô gorisagorisa ...io ihany klou fa rehefa hay tsara io dia hita eo ihany ny tohiny hihihihihihihihihihi
13. mamzelkely ( 21/07/2006 11:04)
k'efa we ts hay zany hira fa mifenty ko ouuuu :-D
14. Mifenty ( 21/07/2006 13:31)
iza re no mba mahay a
15. mamzelkely ( 21/07/2006 13:40)
ts za alou ee :P
16. Mifenty ( 21/07/2006 13:52)


antso avo zé mba manana ny tonony fa tsy ay tsony na akondro na akou le izy e
17. mandrindra ( 21/07/2006 14:27)
akondro fa tsy akoho izany e
18. Mifenty ( 21/07/2006 18:53)


tena mitompo teny fantatra v i mandrindra fa akondro le izy


sao manko refa mihira za d imezan oul
19. cutie ( 22/07/2006 18:08)
:-D:-D:-D:-D
20. Mifenty ( 23/07/2006 08:27)
:-D:-D kozy zany kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0886