Gorisa gorisa

21. mamzelkely ( 24/07/2006 04:58)
de aza mihira aza e:-D
22. mandrindra ( 24/07/2006 07:43)
akondro hoy aho fa tsy akoho e
23. mamzelkely ( 24/07/2006 09:55)
ary ra atao akondro ny adinin vôlou de akoho ny faharoa de avadibadika eo fôna :-D
24. mandrindra ( 25/07/2006 11:53)
di izay mhafaly zany atao :D
25. xxx ( 25/07/2006 12:58)


lol
26. mamzelkely ( 25/07/2006 13:01)
zay zao no hitako mety ry mandrindra:-D
27. ikalakintina ( 25/07/2006 13:24)
mamzelkely:

ary ra atao akondro ny adinin vôlou de akoho ny faharoa de avadibadika eo fôna :-D


:-D:-D:-D:-D

28. ikalakintina ( 25/07/2006 13:25)
o!, gorisagorisa
samy mikaratsakaratsaka an'alan'akondro le izy!


de misy an le somary mimenomenona iny fa tsy de misy henoko afa tsy takobilany:-D
29. mamzelkely ( 26/07/2006 05:29)
:-D:-D sarotra be ko ange le tonokira no tena gravy aminy ee:-D
30. mandrindra ( 27/07/2006 06:39)
ny ahy ilay feony mihitsy no tsy haiko
31. mamzelkely ( 28/07/2006 05:00)
avia atoroko ange ee:-D
32. mandrindra ( 28/07/2006 06:46)
fa anhgaha jerena ny feo nohoe atoro :wink::-D:-D
33. mamzelkely ( 28/07/2006 12:37)
ieuu refa aty amiko de atoro ny feo :-D:-D
34. mandrindra ( 28/07/2006 14:50)
iny no clé ary e :wink::-D
35. mamzelkely ( 31/07/2006 07:09)
mhh avy aty wa de atoroko :-D:-D
36. xxx ( 01/08/2006 16:06)

elabe l'tia a??
ataovy copie-coller
dika-petaka @ teny gasy :D:D:D
37. pearslove ( 01/08/2006 16:07)
GREAT WISHES,

Hi dear I do hope that this mail of friendship introduction finds you and all around you in the most convenient state of health, ok. Believing you are fine and living pretty good, nice to write you because your profile caught my attention. I want to be your friend, for friendship cannot be seen or even be touched; it must be felt within the heart. I do very much believe you will feel same way. Wow, friends are like clothes, without them you feel naked! I guess am right.
My names are Pearsia Lincoln, I will tell you more about myself, my family and all that maybe necessary in this relationship when you reply to this mail. If these interest you, get back to me through my email pearsia_lincoln1980@yahoo.com wishing you the most divine blessing in all your endeavors. Hope to read back from you at mail, ok.
Pearsia
38. xxx ( 01/08/2006 16:17)

zay ahahay lesy ::-*:-*:-*:-*
ary ataovy dika-petaka @ manaraka fa tssssss

eo ambany mifankahita ee :-*:-*:-*:-*
39. mandrindra ( 01/08/2006 19:03)
mamazelkely , enya ry fa ho avy ao aoriana kely
40. mamzelkely ( 03/08/2006 07:37)
rôvina zany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472