Gorisa gorisa

41. Fiffi ( 03/08/2006 08:01)
hira ve zany gorisa gorisa zany ? an,'iza ?
42. mamzelkely ( 03/08/2006 10:10)
ieuu hira le izy fa ts haiko hoe iza no mihira azy akia :roll::-D
43. Fiffi ( 04/08/2006 04:27)
toa mbola tsy naheno an'io zah an!
44. belahasa ( 04/08/2006 09:24)


รด ry gorisa gorisa ah,
ah karatsakaratsaka' analan'akondro.

zay ley izy ra tsy diso aho
45. mandrindra ( 09/08/2006 11:29)
mamzelkely, za efa tonga fa ianao no tsy hita ko
46. belahasa ( 18/08/2006 19:47)

nakaiza kosa i mamezelkely fa efa tonga i mandrindra
47. mandrindra ( 21/08/2006 14:10)
nankaiza tokoa re e??
48. mamzelkely ( 22/08/2006 08:01)
ts haiko :P:-D:-D
49. belahasa ( 22/08/2006 11:19)
io izy ry mandrindra a
50. mandrindra ( 22/08/2006 13:38)
dia tamy aho dia tsy eo indray izy le
51. mamzelkely ( 22/08/2006 15:00)
iza kay ry mandrindra :-D
52. mandrindra ( 23/08/2006 11:43)
toa lasa fangala-piery izy izany :-D:-D:-D
53. belahasa ( 24/08/2006 09:53)
soa iany aza fa fangala piery fa tsy fangala-pffhahahaha ko
54. mamzelkely ( 24/08/2006 14:15)
lasa aiz anjay ary mandrindra teo ry belahasa:-D:-D
55. booboo ( 24/08/2006 14:18)
lasa nangala-pary angaba :-D:-D
56. mandrindra ( 25/08/2006 10:19)
boobooo, tandremo sao dia diso tsipelina an:-D:-D
mamzelkely, mbola tsy hitanao foana ve aho?:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1144