Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fiaritiana
(
02/12/2005 21:30)
mampihena kibo
mba atoroy izay fika mampihena kibo ry reto a!ankoatran ny sport?
misaotra anareo!...
tohiny
novalian'i fasoa1 ny 16/06/2006 14:55
antso2005
(
02/12/2005 20:16)
Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
Ny tanora ny ho avin'ny firenentsika nefa toa vitsy ihany ireo hitako fa mitempo fo ho an'i Madagasikara sy miasa saina amin'ny hampandrosoana azy....
tohiny
novalian'i soanja ny 30/06/2006 04:08
fiaritiana
(
02/12/2005 19:29)
raha tsy mankany am-piangonana
raha tsy mankany am-piangonana mihitsy ve enao dé hoe tsy mivavaka izay?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 20:38
fiaritiana
(
02/12/2005 19:12)
tourisme
mba tsara ve izy io e!...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 04/12/2005 15:11
Johman
(
02/12/2005 18:19)
Membre tsy credible no manohitra
Asa izay hevitrareo fa ny hitako dia hoe ny manohitra ilaina fa ny olona mpanohitra ao Dago tsy mamely. Mety nandroso ihany izay hevitra naroson'ny mpanohitra raha olona hafa no tao fa raha ireo ao ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:40
njaranirina
(
02/12/2005 15:52)
fangatahana hevitra
afaka mba mifampiresaka na mifandray @ireo artista malagasy ve azafady...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 20/12/2005 09:22
mandrindra
(
02/12/2005 09:34)
Andao hifandray tanana !!!!
Any amin’ny dinika maro samihafa eto amin’ny sehatry ny serasera dia hita ao ny mpanohina sy mpanohitra ny fitondrana ankehitriny. Ny mpanohina milaza fa misy ny zava bita, ny mpanohitra manamafy ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 15/12/2005 09:47
Levy
(
02/12/2005 07:31)
Misy maniry hanan-janaka nefa tsy te hanam-bady !
Tsa vehivavy za manoratra io fa lehilahy ! Zavatra tsikaritra dia misy ny vehivavy sasany te-hanajanaka fa tsy te-hanambady. Misy indray manambady nefa tsy te-hiteraka sy hanan-janaka. Misy maniry te-...
tohiny
novalian'i reevu ny 23/12/2014 05:59
antso2005
(
02/12/2005 05:58)
Inona indray re no horesahana e!
Ahona ny fahitanareo ny Amerikanina amin'ny ankapobeny raha oharina amin'ny tera-tany hafa (ohatra hoe Frantsay....)...
tohiny
novalian'i Stone ny 25/12/2005 18:04
eprom
(
02/12/2005 05:33)
Rhema, de ho ny manaraka ve?
Taorian'ny Eurd sy ny FPVM de nifanontany ny rehetra hoe iza indray ny manaraka. Re ary izao fa norarana tsy hivavaka ao Andravoahangy intsony ny Rhema. Marihina fa tsy fanakatonana akory izy ity fa f...
tohiny
novalian'i ndrena ny 07/12/2005 15:01
lapino
(
01/12/2005 22:02)
Tsonjovavin'Ambohimanarina
Ahoana tsara moa izy io :?::!:...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 17/12/2005 22:26
tsangana
(
01/12/2005 18:38)
Iza avy ireo malagasy malaza :sport,haisoratra,sciences.....
afaka mirehareha ve isika fa manana olo-manga?
Toa an-dRakoto Ratsimamanga ohatra....
tohiny
novalian'i sipagasy ny 28/01/2006 12:39
badman
(
01/12/2005 18:07)
mpirapy gasy aty USA
izahay de mpirapy gasy mipetraka aty etas unis nefa mila fika izahay handefasana ny hiranay any dago any
mba omeo hevitra eh...
tohiny
novalian'i parazy ny 07/02/2006 04:50
body
(
01/12/2005 16:23)
tia sa tsy tia
ahoana no hafantarana fa tena tia anao ny olona iray na mody tia fotsiny?...
tohiny
novalian'i bellla ny 19/04/2006 20:07
Fiffi
(
01/12/2005 16:05)
Andao indray isika hiresaka momba ny hatanorana
Manahoana daholo indray . Samy hitatsika teto daholo izany ireo tsianjery , lalao hirahira fony isika t@ fahazazana . Andao indray isika hiresaka kely : inona no zavatra tadididnao ary (ny-marqué an...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/01/2006 10:49
ravakamalala
(
01/12/2005 14:25)
Voka-tsoa ny fanjanahantany!!
Nisy lalana nivoaka tamin ny février 2005 taty frantsa hoe ampianarina ny ankizy any ampianarana ny "bienfaits de la colonisation". Raha ny hevitry ny depioté zany dia hoe tsy vokadratsy fotsiny no ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 24/04/2006 10:20
diamondra27
(
01/12/2005 12:41)
VALIMBAVAKA
Ho fampaherezana ny namana de miangavy @ ze nahazo valimbavaka mba hizara ze nataon'i Jesosy taminy, tsy maninona na de tsy tianao tenenina aza ny anaranao...
tohiny
novalian'i dadabe ny 24/02/2006 11:20
sambatra
(
01/12/2005 11:11)
Ody "sida" Malagasy!!!
Tao amin'ny "tribune de Madagascar" no nivoaka ity lahatsoratra ity ka ahoana ny hevitrareo?
Tsy ho zava-baovao velively amin’ny mpamaky ny fandrenesana sy ny filazana fa “ hain’Ingahy...
tohiny
novalian'i HERMA ny 15/05/2006 04:28
pissoa
(
01/12/2005 10:02)
Radio Don Bosco
mba omeo ny numero iantsoana ny RDB aho ze mahay, na ilay miditra mivantana amin'ny fandaharana, na hafa
avy nitady tao amin'ny site aho fa tsy nahita n'inn n'inn :roll::roll:
misaotra o!...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/01/2006 17:06
vaovao
(
01/12/2005 09:59)
badalela
Nisy mpanjaka 1 hono nananjanaka vavy tena nahasaro-piaro azy tokoa, hany ka rhf alefany mitsangatsangana 'ty zanany vavy d misy fomba fanaony iray zay:asiany "lame" ao @ entan-drakalakely.Zay rht miv...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:31
