Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
09/12/2005 13:25)
mila toro hevitra
miaraka @olona iray izay tia fiainana be za (oh:boite,misotro,sigara,vehv....),tena tiako izy io , nefa ny mahakamo ahy d ny fijeriko azy d toa tsy reciproque ilay izy , za foana no mitelephone azy , ...
tohiny
novalian'i perla ny 29/12/2005 09:59
scorpion
(
09/12/2005 13:21)
Ady tany
Manana tany any Itasy ny RR-ko.Olona roa samihafa no nividianana azy,lasa nidadasika be ilay tany ka hoy indray ilay tompony iray: Avereno ny taniko dia averiko ny volanareo. Tsy nety ny RR-ko.Tezitra...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2006 20:50
Fiffi
(
09/12/2005 07:51)
Fa nankaiza ?
Tsy aiko ry namana na izaho no diso na tsy aiko fa gaga aho satria t@ izaho niditra ho mpikambana ho namana eto dia nahita hoe " mihisa 10123 ny namana" na mety ho mihoatra na mihena fa itako io nahat...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/12/2005 13:45
niainarr
(
08/12/2005 12:02)
Antivirus sous Linux?
Mba mila fanampiana aminareo namana izay afaka manampy fa tsy haiko ny mi-installé antivirus sous linux Redhat. no-téléchargé-ko ilay clamav dia tsy haiko ny mi-install azy ka mba detaillé-o raha...
tohiny
novalian'i lapino ny 10/01/2006 12:39
Mifenty
(
08/12/2005 10:43)
Kopy v lah ry bedada?
kopy anlé izy v lty lah ry bedada?
:-D:-D...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 20:59
diamondra27
(
08/12/2005 08:04)
devinette
inona ary zany o!
herimiafina: fantatrao ve ny sakafo tena manavanana an'i jennifer indrindra @ fandrahoana azy?
réponse: quand elle fait "do re la sol"
jennifer: inona ny position tena tiann...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:23
2gasy
(
08/12/2005 06:51)
Logique
L'informatique est une question de logique. Pour arrêter un ordinateur, il faut cliquer sur "Démarrer"....
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:13
naina10
(
08/12/2005 05:50)
bevoka
manao ahoana daholo,
mba mangataka hevitra @nareo fa efa 1 taona zay no nitadiavako zaza,de zao zaho vao bevoka faly be aho nefa tena matahotra be indray, ny mampatahotra zaho dia ahoana kay fomba fi...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 20:22
ravatorano
(
08/12/2005 05:42)
Fiangonana katolika eto Dago : nisolo ny Kardinaly
Ny evekan'Ambanja no hisolo ny Kardinaly Gaetan Razafindratandra.NY Mgr OdonRazanakolona no anaran 'ilay kardinaly vaovao ho an 'ny fiangoanan katolika eto madsagasikara.Izy dia efa sakretera jeneral...
tohiny
novalian'i marozevo ny 07/02/2006 00:49
fijo
(
07/12/2005 21:41)
solika malagasy
gazety "mada tribune" androany.voalaza fa efa sura fa misy solika ao mada,ary hanoboka amin'ny 2010 ny fitrandrahana.efa misy isa nomena mihintsy aza ao.ka nahagaga ahy.ianareo any antoerana ve efa ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2005 20:44
zefalah
(
07/12/2005 18:16)
efa nitandrina
Bedin'i dadafara i belita fa dadany raha hijangajanga
- io fanaovana firaisana amin'ny olo-kafa samy afa hivelan'ny tokatrano io nge lehity no ahazoana SIDA e
hoy i dadafara nananatra azy.
heri...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:18
zefalah
(
07/12/2005 18:11)
mifampikotirera
tsy nanaiky mihintsy i Rapetera,fa azy foana ny lohan'izay Biby vonohina na vorona io na akoho.
tsy naharitra I Zozo zanany ka nanotany azy.
-fa nahoana kay no i Dada foana no mihinana ny lohan'ak...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:20
diarie
(
07/12/2005 17:51)
mitady mpitondra fivavahana hiresahana
Manao ahoana tompoko oh! Aty ampitandranomasina ny tenako ka mahatsiaro mila aimpanahy, mila dinidinika kristianina, koa raha misy Mpitandrina na mpiandry na mpitondra fivavahana protestanta mahita iz...
tohiny
novalian'i marozevo ny 28/02/2006 00:41
iartistika
(
07/12/2005 17:41)
AMPEFY ITASY!!
Mba mitady olona nipetraka tany ampefy-itasy(Mandridrano) raha mba misy ato am serasera ato! Misaotra....
tohiny
novalian'i zandrikely ny 08/02/2006 19:05
mamzelkely
(
07/12/2005 13:45)
tsaty
hono wa inn kay ny mahatonga le disconnected from rci iny refa miditra tsaty de inn n tokony atao ra tratra:roll: miciiiiii a...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 12/12/2005 12:48
vinah
(
07/12/2005 12:15)
mitady tononkiran'ny mahaleo urgent
salut!:)
za mba mitady tononkiran'ny mahaleo zay manana.efa mis iany ato @ site fa hafatsy reo no tiko ananana, ireto ohatra : Ambahikily-...
fenoiko refa avy eo ndray ny hira tiko ananana tonony!
...
tohiny
novalian'i fbi ny 09/02/2006 09:44
xxx
(
07/12/2005 11:42)
atimo atinagnagn
Il ne faut pas minimiser la situation dans le Sud-est. A Vangaindrano, des morts sont enregistrés. le phénomène «Kere» est réel.
http://madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=770&ART=14063...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 21:17
ari.malala
(
07/12/2005 11:24)
pate crêpe
manahoana daolo e, mba atoroy fanaovana pate na creê ry erto fa tsy mety fôna refa za no manao a...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 14/12/2005 07:29
fasaly
(
07/12/2005 06:18)
hafatra
ahoana ny hatao rehefa te handefa hafatra any amin'i
" hery " kay fa tsy mety lasa mihintsy ny hafatra na ilay mail: hery @ yahoo izany na lay hery fotsiny.
mbo valio hoe!!!...
tohiny
novalian'i fasaly ny 09/12/2005 16:12
diamondra27
(
07/12/2005 00:16)
email tsy anketsika ho an'ny namana serasera rehetra
toa nanahirana be le namaly le email mandeha ka hoy a hoe: aleo mba omena courage ny namana e!
__,,,__
,-""-,-" "-,-""-,
/,-' , .-'-.7.-'-. , '-,\
...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 07/01/2006 13:57
