Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ibasan ( 16/12/2005 09:42)
hery anaty
isika malagasy dia malaza olonkendry koa andeha ho velomina indray izany ,inona anefa no atao tsy misy torolalana manao ahoana akory fa dia ny fombapiainanao andavanandro no mameno ny fiainanao rah... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 19:41
jentilisa ( 16/12/2005 08:59)
fisavana tsy mety! tena famandriham-bahoaka!
Asa raha mba fantatrareo fa misy moa izao ny fisavana isan-trano indrindra ho an'izay mampiasa ny jiro. Dia nandalo tao aminay tokoa ary ny mpiasan'ny jirama mba hisava ny kaontera indrindra indrindra... tohiny
novalian'i jentilisa ny 22/12/2005 14:52
jentilisa ( 16/12/2005 08:36)
Ny tsy fisian'ny quota régional no mampikatso ny firenena!
Indrindra indrindra izany fa eo amin'ny fizarana ny seza ho an'ny minisitra sy ny direktora ambony. Izany no tenin'ny filohan'ny antenimieram-pirenena raha nikabary tany Toliary izy fony nitsidika ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 20:51
rakekely ( 16/12/2005 06:41)
Xmasy
raha mankalaza izao Xmasy izao ianao dia tsarovy fa fahasoavana sy famonjena ho anao izany. Te-hiaina ao anatinao sy hiara-honina aminao mandrakariva Andriamanitra. Tsy mba manavaka Izy fa ny fonao ... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/01/2006 22:45
mahajilo ( 15/12/2005 20:49)
Mahaji
SAO DIA MISY ANCIEN COLO AIR MAD, FORT DAUPHIN 1981 ATO O! ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:34
mamyrafano ( 15/12/2005 18:05)
Andao avadika hira de atao CD ny hiranao e, na lalala aza
Efa manana hira ve ianao, ohatra hoe tonony fotsiny de mety mipetraka any anaty kahier any, na feony fotsiny de lasa verivery fotsiny any. Sady mora, no tsy sarotra de mety ho miseo tele vetivety ia... tohiny
novalian'i cutie ny 29/12/2005 01:57
barbosds ( 15/12/2005 14:51)
AMBIANCE A NOSY BE
Salut Barbos jiaby ao Nosy-be ao, za mba magnotany anaro labandy , INO RA TEGNA MAPIAVAKA SALEGY SOMAIN'I ZANDRY WAWA!! Dre magnano zegny ndreky ndrako HAOIRA MORAMORA FO VODINAO FA SAO RERAKA ééé... tohiny
novalian'i pissoa ny 22/12/2005 08:16
dola ( 15/12/2005 14:33)
problema fitiavana
misy bandy reveko be izay. Izahay dia efa ela no niaraka saingy izy anefa tsy mbola niteny hoe tia ahy na tsia ary rehefa hanontaniana izy dia tsy mety miteny izay marina. Izahay izao mifanalavitra be... tohiny
novalian'i bellla ny 19/04/2006 20:25
barbosds ( 15/12/2005 11:32)
FANJAKANAN'HITLER
magnotony anaro namagna tanora malagasy jiaby manerana ny nosy za KARAKORY FAHITANARO NY AVENIRNARO MAGNOLOHANA IZAO FITONDRAGNA IZO? MBA MISY ESPOIR VE SAKARAKORY? ARY INO NY RA TOKONY ATONTSIKA MBA... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:41
bichette ( 15/12/2005 08:49)
fanetre-tena ...
(miala tsiny raha amin'ny teny vahiny) le courage de'admettre votre erreur vous libèrera de votre frustration tandis que votre entêtement ou la peur vous maintiendront prisonnier de vos illusio... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/01/2006 07:53
Maheriloha ( 15/12/2005 07:59)
ZAHO te HIHIRA
Namorona fiteny indray ny iray kilasy indray andro ka rehefa te hi-pipi dia milaza hoe teHIHIRA . Nony tonga any an-trano ity ankizy iray dia nanao ny adalany teo anatrehan' ny renibeny ka henoy ary... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/12/2005 15:52
notron ( 15/12/2005 06:42)
Fa xmas inona ary izany???
- Fa maninona lesy elà ry Lety no andro krisimasy zao nefa toa miantsena irery sady mototra beee?? - Maty lesy ny vadiko a! - Ilay vadin'lah faharoa ve zany? - Ie - F'ahoana Lety eee? Tsy t@ heri... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/12/2005 15:53
vegas ( 15/12/2005 01:37)
Malagasy eto Suisse sy ny manodidina (FR , DE , IT )
[list] [color=red][b][size=18]LE PLUS GRAND REVEILLON MALGACHE[/size][/b][/color][/list] [b][color=black]Adiresy tokana ny alin'ny 31 desambra 2005 :[/color] [list][color=blue]Salle ... tohiny
novalian'i vegas ny 23/12/2005 17:44
Dami ( 14/12/2005 17:20)
Andraikitra takiana amin'ny fitiavana olon-droa
Maro ankehitriny ny tanora no mirotsaka amin'ny fitiavana eny fa na mbola kely aza ny fijery azy. Tsy ratsy akkory ny fitiavana kanefa kosa dia tsy maintsy lanjalanjaina tsara izay atao ary ny safid... tohiny
kafmalbar ( 14/12/2005 17:10)
Izay ankizy nanao AFAFI tao andravoangy fivavahana
saika mba hanontany an'ireo ankizy nanao afafy tao andravoangy fivavahana entre 1995 a 1999,nanao tafika masina tany majunga sy tulear ka saika mba hanontany raha mbola misy mahafantatra an'ireo resp... tohiny
novalian'i Angolaina ny 11/01/2006 11:43
hajasoa ( 14/12/2005 15:50)
mba te andray anjara mivantana aho fa tiako ilay serasera
MIsaotra anao ry Hery fa tena mitsiky tokoa dia ampy !Mba te andray anjara mivantana aho, ka ahoana no atao?za aloha efa ao amin'ny karajia foana.Za no gaiste ao.Zay fa dia mazotoa ry Hery a! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2005 19:25
jentilisa ( 14/12/2005 14:55)
nosamborina i Voninahitsy Jean Eugene!
Vaovao tena mafana be vao izao ora izao mihitsy. Dia nosamborin'ny G6 ny depiote Voninahitsy Jean Eugene. Tetsy Behoririka no nanaovana izany fisamborana izany! Ny fréquence plus no namoaka izany ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 20:58
niry47 ( 14/12/2005 13:36)
ohatrinona kay zany 26000K Ar. zany?
Tena very mitsy zay @ ty vola e?? Ohatrinona ry reto zany K ariary zany azfd? Ampiana aotra 3 sa tsy zany? dia ahazoana euro @zay diviséna par 2560 sa tsy zany? Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i SOBIKA ny 15/12/2005 12:11
hery ( 14/12/2005 10:46)
Tsy mety velona ilay ordi
Tohin'ilay bios tary fa efa nilamina iny fa ito amin'izay ny tena olana. Teo aloha nisy Windows ME ilay ordi, dia no-installer-na ny internet dia raha vao mandeha kely, afaka 5 min na 10 min tonga ... tohiny
ravatorano ( 14/12/2005 05:53)
amin izao taona 2005 izao mbola misy ihany ny toy izao
ZAZA TERAKA. Noho ny fomban-drazana izay mbola voatazona hatramin’izao dia tsy afaka mitaiza zaza kambana ny olona avy any. Kambana dimilahy tao Mananjary, ny iray ihany no notazonin’ny reniny ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.2579