Ampidiro aloha ny tenimiafina
nosamborina i Voninahitsy Jean Eugene!
1. jentilisa
(
14/12/2005 14:55)
Vaovao tena mafana be vao izao ora izao mihitsy. Dia nosamborin'ny G6 ny depiote Voninahitsy Jean Eugene. Tetsy Behoririka no nanaovana izany fisamborana izany!
Ny fréquence plus no namoaka izany vaovao izany! Inona no antony nisamborana azy? Mbola misitery izany fa ny ho avy no mety ahafantarantsika izany....

novalian'i fijo ny 20/12/2005 20:58
2. barbosds
(
14/12/2005 15:12)
HITANAO AMIN'IO AMIZAY NGIA 'TY KARAKORY ATONY FITONDRAGNA!
TSY NY PROBLEME MAHAZO VAHOAKA RA ZAHANDRO FA FANAMBORAGNA OLO TSY METY MAHE VITA!
ZEHE TSY MIASA LOHA AMIN'I VONINAHITSY FA PROBLEM NAY KARAKORY ATAON'NY VIDIMPIAGNA MBA HO ZAKANAY, KARAKORY NY TOKONY HISIANY SECURITE, KARAKORY NY TOKONY HAFANAY MIVIDY AODY ...SNS
ZA 'ZIO MINO FA TEGNA MIMPODY DANS LES ANNEES 40 ANTSIKA ETO MADAGASCAR; IZANY HOE MISY HITLER VAO2 ETO AMINTSIKA; MBA ZAHAVANARO FANJAKANA KONY PROBLEME MAHAZO ZEHE VAHOAKA FA TSY FANAMBORAGNA I JAO NA RANDRIA NA RAKOTO NO MAHAMEKY ANARO TSY ZEGNY ZALAHY CONTRAT NATAONAY TAMINARO!!!ATOKO FA MAZAVA AMINARO VOLAGNA ZEGNY!!ZEHE TSY MIJERY NA SAMBORINARO IRO OLO ABY IO FA RA ZEGNY TSY MAGNOVA FIAGNANANAY!!

3. jentilisa
(
14/12/2005 15:51)
mbola misaritaka be moa ny vaovao. Misy ny mpanao gazety no manoratra fa tratra nanome vola solontenana rezervista taloha hanakorontana amin'ny Sabotsy izany no nisamborana azy.
Vaovao hafa amin'ny radio hafa indray no milaza fa nisy mpandraharaha goavana iray nitaraina fa nanaovana fanelanelanana (kolikoly) mba hamoahana ny entany hivoaka ny doany ary tafavoaka tokoa ny entana avy eo...Ary nolazaina fa noraisina ny nomerao ka nisy maromaro tratra tany amin-drangahy io. Dia mbola misaritaka eto aloha ny vaovao!

4. zama91
(
14/12/2005 15:53)
Miala tsiny barbosds fa tena tsy azoko mihitsy ilay resakao sy ny tianao ho lazaina.Ary voninahitry manao cinema madinidinika foana raha vao akaiky fifidianana amin'izay mba hoe victim eh
5. Stone
(
14/12/2005 16:24)
Tsy haiko aloha ny antony nisamborana azy na inona na inona, fa kosa tsy tokony hanao "etat d'ame" ny tompon'andraikitra. Rehefa misy antony mazava, manointoina ny securite de l'etat, dia tokony ampiarina avy hatrany ny lalana.
6. hery
(
14/12/2005 16:58)
barbosds>
hozy enao hoe "KARAKORY NY TOKONY HISIANY SECURITE"
Rehefa samborina izany i Voninahitsy dia misy ny Securité satria angamba saika nanakorontana :-)

7. barbosds
(
14/12/2005 17:18)
hery:
barbosds>
hozy enao hoe "KARAKORY NY TOKONY HISIANY SECURITE"
Rehefa samborina izany i Voninahitsy dia misy ny Securité satria angamba saika nanakorontana :-)
za manafo tsy miasaloha na gandranaro Voninahitsy TSY PROBLEME KO ZEGNY !! FA RA TIAKO MAZAVA
8. barbosds
(
14/12/2005 17:23)
za manafo tsy miasaloha na gandranaro Voninahitsy TSY PROBLEME KO ZEGNY !! FA RA TIAKO MAZAVA AMINARO MPANOHAGNA FITONDRA 'TY RA ARAIKY FO: TSY MOGNOVA FIAINANA NY FANAMBORAGNA IRO OLO AVY AMIN'NY MPANOHITRA IRO!!! RA NIFIDIANANAY R8 MBA HITONDRA FIOVAGNA AMIN'NY FIAINANAY FA TSY HAGNANO TSY REFESY MADIDY ETO, TSAROVANARO MPITONDRA NA ANARO MANOHAGNA IRO FA ZEHE VAHOAKA NO NAMETRAKA ANARO TAMIN'NY FITONDRAGNA DIKANY ZEGNY TOKONY NY PROBLEME MAHAZO ZEHE NO VAHANARO FA TSY LANY LERA AMIN'NY FANMBORAGNA OLO SY FANAGADRANA OLO ETO FO ARY TSARA FANTATRANARO FA RA NATAONAREO OLO MBOLA HIVALY AMINARO TSY HO ELA IZY IO, ANARO ANIE TSY HO MANDRAKIZAY EO AMIN'NY FITONDRAGNA éééé!!!!!
AZA MAVOZO ANARO FA MBOLA HO AVY LA TOUR NARO!!!

9. Stone
(
14/12/2005 17:40)
Tsy ny resaka tour na tsy tour fa resaka fampandrosoana ara economique no mahamaika izao. mba jereo ny firenena hafa : singapour, chine, inde etc. aiza ho aiza isika?
lany andro @ resaka Voninahitsy, izay tsy hamokatra

10. madera2
(
14/12/2005 18:08)
raha izaho indray aloha dia tsy fantatro izay tena antony mazava fa ny mba tiako ho tenenina fotsiny dia efa mahazatra an'ingahy io ny manao kolikoly @ resabola io , asa raha tadidintsika fa t@ andron'i Ngahy deba dia efa io cheq sans provision io no nanenjjehana azy ka mbola tohizany h@ izao ka hoy aho hoe tsara amin 'olo kara ireny no mba faizina araka ny lalàna , marina fa ilaina ny fanoherana fa tsy toy ny an(i Voninahitsy JEAN eugene , trop manafo e , izao miafara any amponja dia karakôry amin'izay ?
IZAY aloha no mba hevitro eh
IZAY aloha no mba hevitro eh
11. fijo
(
14/12/2005 21:04)
ia zama e.araka fahaizako olo raiky io,raha tiany mody magnano viktimo karaha io.ke zany tsy olana.le tena tanjona manko zao tsotra.atao ze hsamborana mpanohitry raiky,amin'izay vahoka mikorontana.tena tanjona zeny mazava fa korontana.valiny izy io efa nambaran'i hery ambony io.
barbosds e,anao nivolagna ambony ankeo fa,nifidiananao ravlo hampiova fiainanao.ewa,fa kaza adinonao,fa rango niaviany takeo,maro ndraiky raha vitany tamin'ny firenena zay hein.izy io kony zama mpitondra avy eo tsy avy hanameza vola nanao,fa le soa hiraisana ndro asany.
anao koa nanambara fa:"tsy hanao didijadona"zama e,hianaro tsara tsendriky manasaraka didijadona ndraiky sarotiny.
izy sarotiny amin'ny raha vita sy asa mandeha,fa tsy manano didijadona zeny.

12. barbosds
(
14/12/2005 23:07)
Ino ma ra tokony hampikorotagna vahoaka @ nisamboragna Voninahitsy, ino ma ny problemanay vahoaka @ zegny ? TSISY TOKONY HIDIRANAY ZEGNY NGIA AFAIRANAZY ZARAIKY ZEGNY ARY DEMERDE IZY? Fa ny ra eko fo hamboara ny farimpihagnanay, ZAHè TSY MITOMAGNY VOLA @ R8, FA NY ADIDINY TOKONY VITAINY ANTSAKANY SY ANDAVANY!
Tsisy ra hanjary eto ngia izikoa mbola 80% ny Malagasy MIHINA TAPATSINAY!!Izegny ra mapikorotagna zehe fa tsy problemen'ingahy voninahitsy!Tsisy firenena hilamigny eto leroa izikoa mbola manjaka ny fitiavantegna diso tafahoatra enty ndro mpitondra aby io!LAGINY NDRA JIABY MANDALO AMINTSIKA IO ANIE ZAMA C'EST LA LOI DE LA PHYSIQUE éé "cause-effet"!
ano boka mojanga io mety mahafantatra tsara ny politikin'ny RAD PRESIDA TSIRANANA,angotania iro babantsika sy dadilahintsika aby iro nangakory t@ andra zegny :NIHINA TSARA NY ISANTOKANTRANO,AFA MITSABO TEGNA TSARA NY MARARY ARY NILAMIGNY NY FIARAMONINA aino ino politiky nentiny: izy tsy nitady ra maro fa ny ra nitadiaviny araky fo karakory ma ataoko mba farafaharatsiny mba mahazo LE MINIMUM AMIN'NY MAHA OLOMBELOGNO IRETO VAHOAKAKO IRETO!! REPONSEN'IZEGNY LAHOLO TSY HAFARANGA AVY ATY ANDAFY FA A MADAGASCAR FO MAHAVALY ZEGNY, TSY HILAGNA EXPERT AVY AGNY USA,KARAKORY MA TSY ATONDRA TSY HO VENDRAGNA DRE EXPERT HAFARINDRO FITONDRAGNA ABY IO FO ZALAHY TSY MIHINAGNA VARY KE INO MA RA HENDRO MOBA ZEGNY KANEFA IRO HANDANIAN'NY FANJAKANA VOLA ARY TOMPOINA KARA ZAGNAHARY (sagnatrian'ny volagna @ tany masigny)IGNY, ATSIKA GASY FO MAHE MIHOATRA LAVITRY IREGNY VAHINY IREGNY MOMBA NY TANINDRAZAGNATSIKA, KANEFA NDRE MPITONDRANTSIKA FO ZALAHY EFA MAGNANO TSINOTSINONA NY MANAMPAHEZAGNATSIKA ké!! ARY MBOLA TSY MAHAGAGA FO KOA RA ZEGNY FOTONY MATOA IRO MAVOZY MANAMPAHAIZAGNA GASY FOTONY HENTSIKA TSARA ANIE NIVEAU NDRO ABY IO éé! AVY EO TSY AGNY @ LAPAN'NY IAVOLOHA ATO LEKOLY FAGNAMEZAGNA FORMATION HOANDRO MPITONDRA ABY IO, IZI KOA MBOLA TE HIANATRA MAHAZO MIPODY AGNY LEKOLY NDREKY FA ZEHE MILA OLO AFAKA MIATRIKY PROBLEME ARY MITONDRA SOLUTION AVY HATRANY!

13. rabezizily
(
15/12/2005 04:23)
Ny ahy ndray de zao e
Avelao izy voasambotra any fa tsy maninona!
Fa izao : mahaiza manaramaso ny zavatra miodina any ambadika any fa sao de variana sy mihesona eo fotsiny; de mba diniho daholo ny zava-mitranga e!
Zao de fampihesonana fotsiny ireny ry akama isany a!
Avelao ny tantara no hitsara e !!!

14. fijo
(
15/12/2005 04:34)
e mon frera,amy kalizintsika ty,misy raha mampa d'accord nantsika roy,le kabarin'ny EXPERT io,zao koa tsy d'accord aminazy io.fa ipodianako kabarinao mikasiky andron'ny dadilahy tsirananana io.
mariny manafo fa tamin'ny andro zeny,vary parata tsota kg.zeny mariny,fa zaka adinanao,tamin'ny andro zeny antsika mbola tanaty "ZONE FRANC"dikany,volantsika aby io,la fransy ndro mitantany izy.se ki fe ke,antsika ndre tsy ampy mony tamin'izany,la fransy manampy ze banga.
rango antsika nasorin'i zama deba iny tanaty "zone" io,teo nanomboko kabary ny vary lafo ty.tsaroanao,tamizany,nanomboko filaharana vary.ndre zay tamin'zany ta tsararano tao,mifoha à 5h mandeha milahatry vary.
zao tsy hanifiky pboblemo amin'ny taloha,fa zaka io izy koa tamizany antsika ndro efa tsara fitantanana raha,tsy misy problemo aby zeo io.
araka efa nambarako ambony io,zao nge d'accord aminao amy kabary io e,fa zao mahatsapa koa,fa le solitio tsy avy mora.foko mila antsika miharitry hialana aminazy io.

15. jentilisa
(
15/12/2005 05:58)
tokony ho efa mzavazava kokoa ilay izy indrindra fa tamin'ny La Gazette! Hita fa efa nivelatra ny fandrika...olona mpanafatra fiara sy koajakoja tany Diego no nihazakazaka nitory satria efa nandoa sazy izy nefa tsy mbola tafavoaka ny entany. Dia nisy Mpiasan'ny douane nilaza taminy fa tafavaoka io enatan io raha mandoa 300 millios izy. Tsy te-hiditra amin'izany intsony io olona io satria efa nandoa sazy...raha mitohy ny resaka dia natao tao amin'ny pavillona de jade ny fandrika...fa ny saiky tsy nety hoe dia tsy nety naneno mihitsy ny findain'ny zandary tao an'efitra ilany tamin'ilay tena fotoana nanolorana ny vola. Saingy ny zandary tety ivelany no tsy nanaiky mihitsy avy eo ka saiky nisy ny fifampitifirana teo sy ny mpianmina an'i VJE. Nilefitra ihany moa izy ka nanaiky nosamborina.
Ny zava-misy hafa indray dia tena mifanohitra tanteraka ny fihevitry ny vahoaka tsotra maro izay heno sy fafaresaka moa sy ny mpanao politika rehetra nadia ny TIM aza. Ny mpanao politika rehetra dia saiky manohitra io fisamborana io avokoa ary milaza fa tsy rariny...fa ny ankabeazan'ny olona (tsy voatery ho ny rehetra koa aloha) faly daholo hoe tratra ihany!

16. ravatorano
(
15/12/2005 10:25)
ny tena olana dia eo amin ilay we flagrant delit mihitssy satria toa misy andininy ao amin ny lalampanorenana miteny sy manambara fa tsy azo samborina ny depité raha tsy tratra ambodin ny omby ny fika ataony.
Tsy hiditra ela amin izany aho
Misy tsy mety aloha ny fanenjehana depité amizao eh indrindra ny nahazo an i Zakahely Boniface satria raharaha nitranga tamin ny 2002 izay nentina nametrahana ity fitondrana ity no nanasaziana azy.Raha tsy nisy izany ireny hetsika ireny dia tokony tsy nisy io fanasaziana io.
Raha izany dia tokony ho meloka avokoa ny ankamaroan ireo olona eo amin ny fitondrana ireo satria nanao fampitahorana sy fanenjehian ary samy nanao forcing daholo ! d ny tena no gaga !
Raharaha voninahitsy defa nampoizin ny maro mpihaino resaka politika anaty salonina ihany io fa ny nanataterahana anazy no tsy hay.Mety efa nomanina v io? sa tena nisy marina ?
Nenah ny tena i_laiko dia we tena nataony marina v ilay izy fandraisana vola taminà operatera ekonomika iray zany hoe pôdevin eh !
barbosds

17. hery
(
15/12/2005 11:13)
barbosds> Sao dia ianao manao majuscules kosa no mahatonga ny fiainanao tsy milamina? :-) satria majuscule n'aiza n'aiza, na miteny, na mihinana sns...
Hay ve resaka tour no tena toe-tsaina entin'i barbosds e!!! Mihafia eo izany fa mbola tourn-'ny sasany aloha izao. Tsy efa tour-nareo ve talohan'io e? :-) Ka raha resaka tour dia tokony mbola hisy 20 taona indray vao miverina ny tour.

18. barbosds
(
15/12/2005 11:24)
ra hambarako anaro zalahy araky fo ééé! Efa maro loatra ny TSY RARINY ETO AMIN'NY TANY SY FANJAKANA MALAGASY!za tsy kajo magnampody amintsika fa NY FITONDRAGNAN'I R8 ANIE NAJORO TEO AMIN'NY FANDIKANA NY LALAMPANORENANE KANEFA NY VAHOAKA NO NAMETRAKA IZY TEO(AMPITSAROVA IZY VOLAGNAKA ZEGNY ANARO MARIKITRY IZY ABY IO)Satria niarahantsika niagny teto karakory ny LAGINY NAHAZO ATSIKA TAMIN'NY FITONDRAGNAN'NY AMIRALY:NYZO MAHA OLOMBELO ANTSIKA MIHITSY NO VOAHITSAKITSAKA, ke zegny no nagnanovantsika PIKY TETE MBA HATONGA NY FITONDRAGN'I R8 HO ARADALAGNA,KANEFA NY MAMPALAHELO AMIN'IZAO FOTOANA IZO DIA LOMBOLOMBON'NY NATAONY AMIRALY NY FANAGEJANA MAHAZO NY VAHOAKA MALAGASY AMIN'IZAO FOTOANA IZAO, ZEHé ZALAHY TSY DACORD AMIN'IZEGNY NA INO RA VOLAGNINARO NA INO, R8 MA MIVOLAGNA ZEHé VERY JERY SA JAMBA KE TSY MAHE NY MARIGNY:izy mivolagna miareta hely TSY PROBLEME ANIE ZALAHY IZIKOA SAMY MIARITRY MANGIDY ETO FA NY CONTRADICTOIR AMIN'ITY TANTARA ITY DIA IZY MANGIRAKA ANTSIKA MIAFY NDRE IZY FO TSY MAGNANO KARA ZEGNY DONC SOLUTION AMIAKO IZY ARAIKY FO IZI KOA EFA TSY HITODIKY AMIN'NY VAHOAKA IZAY NAGNAMIA FAHEFAGNA IZY SITRASITRANY AMIN'AZY MIALA FA HO VIDIANY LAFO RA MAHAZO ANTSIKA 'ZIO TY. DINIHANARO TSARA FA MADAGASCAR ANIE KA TANY MASIGNY ARY FITARAINAN'IREO VAHOAKA MARO BE MIJALY IO ANIE KA METY MANJARY LAGINY MANTREKY AMIN'AZY ééé!(exemple niarahantsika nahita helicopternazy latsaka igny , faharoe tomobily nitondra izy nisy nitoraka igny ...sns)
MBA MAGNALA HONODRA ZALAHY éé ARAKA HIRAN'i ZOKY SARERAKA!! sa MIANDRY ZAGNAHARY HANGANATRA IZAY VAO TONTONTRY, EO ANO SAHIRAGNA, EO ANO NGOMEROGNO R8!!!

20. Stone
(
15/12/2005 20:24)
Afaka 20 taona? efa 100taona @izany i Zafy sy Deba ary Ndrema, @ tour manaraka