nosamborina i Voninahitsy Jean Eugene!
21. fijo
(
15/12/2005 21:18)
ka izy ity koa anie raha atao hoe ,vao misy zavatra tsy mandeha dia esorina ny filoha,hoaiza isika e.hiova filoha impiry izany anaty herintaona?
ary raha le resaka hoe tsy aradalana no nametrahana an dravalo teo"izay ekeko fa marina"mba milaza ary hoe iza no filoha gasy napetraka teo tena tsy nisy hetsika aloha?? milazaha iray fotsiny,dia hitoy toa izay foana ve le resaka?

22. cocorie
(
16/12/2005 06:27)
Fa i Barbosds ve manatena ny fiverenan'i Zafy sa in mitsy. izahay niaritra tamin'ny fitondran'i Zafinareo ka mba mahareta koa @ fitondran'i Ra8 nay e!
Mamono tena de miandrasa Paradisa refa tsy mahazaka ny fitondrany fa azy alo zao e!
Manamboara saina Razoky be fa mbola ho lava ny tantara vao nanomboka ve de ho tapitra sahady.
Mamono tena de miandrasa Paradisa refa tsy mahazaka ny fitondrany fa azy alo zao e!
Manamboara saina Razoky be fa mbola ho lava ny tantara vao nanomboka ve de ho tapitra sahady.
23. jentilisa
(
16/12/2005 12:51)
barbozy io barbosds io fa tandremo, sady misy teny mifanakaiky amin'ny hoe bôdika ilay izy! :°)
25. Stone
(
16/12/2005 20:17)
Inona moa izany no tena foto-kevitry (na ideologie) ny Parti an'i lezalahy io e?
De gauche ve? De droite ve? Vert ve? Altermondialiste ve?
Toa tsisy fa dia mandeha hoazy fotsiny (anarchiste angamba). Tsy mahagaga raha nisitaka i Marson.
Ny MONIMA sy MFM, AKFM ohatra izao dia mazava ihany.

27. fijo
(
16/12/2005 21:51)
hi hhihi,lery manakorontana no tena hainy.io tsy misy zavatra hafa vitany,jereo ny any aminy.
28. crrlanto
(
17/12/2005 04:44)
aleo voasambotra any,hitanay tsara ny nisamborana azy,niantso mason,olona fa modia n,olona tsy hita ,mampalahelo e
29. jentilisa
(
17/12/2005 12:57)
fa izy koa aloha sahala amin'ny rôle tamin'ny nidirany tao amin'ny fitsarana omaly e! tena sahala ny nataon-dRavalomanana nitety faritra nanao propagandy tamin'ny 2001 ireny mihitsy! mihofahofa tanana! dia tezitra ny namany ary anisan'izany ny vadiny nietny hoe fa maninona izahay no tsy mahazo miditra? Dia notaperin'ny mpilaza vaovao ny resaka!