Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rakekely, milahatra araka ny daty
rakekely
(
06/01/2006 06:55)
inona izy io?
tena zava-dehibe eo amin'ny fiainana ny fitiavana, ka inona marina moa izy io;:-*:*:?:...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 13/01/2006 08:49
rakekely
(
19/12/2005 10:00)
dia mba mety ve................
Olona manam-pahalala, manam-pahaizana, tsongoin'olom-bolo nefa manao toetra tsy manjary, be loha tsy ampy saina;
3FN milaza ho tia tanindrazana nefa tsy manara-dalana, mikatsaka izay hampahoriana ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:57
rakekely
(
16/12/2005 06:41)
Xmasy
raha mankalaza izao Xmasy izao ianao dia tsarovy fa fahasoavana sy famonjena ho anao izany.
Te-hiaina ao anatinao sy hiara-honina aminao mandrakariva Andriamanitra.
Tsy mba manavaka Izy fa ny fonao ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/01/2006 22:45
