dia mba mety ve................

1. rakekely ( 19/12/2005 10:00)
Olona manam-pahalala, manam-pahaizana, tsongoin'olom-bolo nefa manao toetra tsy manjary, be loha tsy ampy saina;
3FN milaza ho tia tanindrazana nefa tsy manara-dalana, mikatsaka izay hampahoriana ny hafa.
Nahoana raha izay mahasoa ny vahoaka no banjinina fa tsy ny adiseza lava izao
Tsy mahay manaja ny tenany, ka manjary ny voninahiny avy no voahitsakitsaka.
Tsy herim-pamoretana ny miaramila fa hery fiarovana.
Dia amin'ny manaraka indray eh.:lol::lol::lol:
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:57
2. zefalah ( 19/12/2005 10:03)
resaka tsy hinanakanina nen'la.
nde alo za hikapa kitay ..fa tsss
3. stephane197 ( 19/12/2005 11:06)
fa angaha rehefa miaraka @ 3fn d mihinana ! inona indray no hilaharana sy hanampiana ny fahoriana fa maninona raha miray hina hitady ny hampandroso haingana fa tsy mitarika hikomy sy haninona indray, mihevitra ny eto @tanana ho tsy misy atao mihintsy angambany, tsy avela hanapitra ny mandat ny mpitondra! d ho hita eo ny manaraka.
4. Veloo ( 19/12/2005 20:22)
iza kay io 3FN io e?
5. xxx ( 20/12/2005 04:31)
olona tsisy saina reny e, tsisy atao angamba, . Marina aloha fa tsy lavorary ny fianana zao, nefa ve ry zalahy reo tsy olona efa teo daholo ihany no nameno ny posiny. ry albera sy maromisa ry pasitera isany, ry marosona moa efa voboty : mahay mipetraka fa sady ef antitra be, tsy mahay, no tsy tian'ny olona tsony e
6. LazaRandri ( 22/12/2005 01:09)
Veloo:

iza kay io 3FN io e?

teny ratsy be io fa aza anontanina akory :roll:
7. fijo ( 22/12/2005 21:17)
hi hi hi elah ry laza an.hi hihi
velooan,mahazo gazety gasy ndry amin'ny net,ka mba manaraha ihany ny zavamisy any an tanana fa toa very loatra kle. kozy e
8. LazaRandri ( 23/12/2005 23:21)
fa maninona za le? hahaha
9. fijo ( 27/12/2005 21:57)
elah manompa ko.io zao veloo fa hianatra hanompa ko;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1253