Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Maheriloha ( 18/12/2005 14:11)
zavanisy
INDRAY andro dia nisy masera 3 niady hevitra , hono hoaho mba inona hoaho ny zavatryny lehilahy e? Hoy ny iray namaly : tsotra anie izany e ! Aleo haka tovolahy iray dia ho hita eo , taloha n'io dia ... tohiny
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:25
lapino ( 18/12/2005 14:05)
Aza misaraka!
Misy naman'ny tonton-nay izay :wink:, bandy avy any atsimotsimo any lery, bara angamba sa antandroy sa tsy haiko. Dia nanambady sipa betsileo. Nitantara lery hoe: [i]"Mijaly letsy za amin'ilay vad... tohiny
manana ( 18/12/2005 13:31)
Mitady ny tonin'ny Efa Voadinikao Andriamanitra ô
Salama daholo, Mba mitady ni tonin'ny hira Efa voadinikao Andriamanitra ô. Raha mba misy afaka manome io dia mba valio eto, raha mety, na alefaso amin'ny friar@hotmail.fr. Misaotra indrindra. Mana... tohiny
novalian'i tsiahi ny 14/01/2006 19:56
ragany ( 18/12/2005 12:51)
Fa ahoana ary
Fa ahoana ary notena fiasan'itony fika itony fa toa tsy ahitana akama mihitsy ry tary aaaa!... tohiny
novalian'i poly ny 26/03/2006 14:32
FALY2 ( 18/12/2005 12:01)
tokatrano
Hono hoa ry zareo , Mba hazavao kely amiko raha azonareo atao Ny mpivady ve dia tsimaintsy misy gidragidra foana?... tohiny
novalian'i anjeliko ny 29/12/2005 07:05
lapino ( 18/12/2005 09:18)
Gasy Champion du monde 2005
Ahoana kosa ny gasy no tsy mba ho champion du monde e? [i]Après la boxe savate, ce fut au tour du kick boxing de se parer d’une couronne mondiale. Celle des 57 kg et qui est allée dans les bra... tohiny
novalian'i Aino ny 18/05/2006 07:06
joda ( 18/12/2005 08:20)
nandamoka tokoa ny mpanohitra teny @ 13 mai
mampiheritreritra ihany aloha ny zava-misy kanefa dia izay izany e ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 19:36
ravakamalala ( 17/12/2005 21:59)
fer a lisser
o ry reto a! nareo ve efa nisy nampiasa an ireny? ohatran ny toa hoe manimba volo be izy ireny rehefa ela ny ela. ny voloko mantsy matevina be dia mibontsina foana, ka mitady fika aho hanafisahana ... tohiny
novalian'i nenipita ny 06/06/2006 09:55
miramirana ( 17/12/2005 18:55)
simba ny fitiavana e!
tena tsy hitako intsony izay atao.Misy bandy zay niaraka tamiko tany dago dia miteny ana foan izy oe za hono ny sipa tia indrindra hatr@ zay nefa talohan'ny nialako tany dia nampirafy ahy izy satria t... tohiny
novalian'i ja ny 20/12/2005 10:49
Fiffi ( 17/12/2005 18:14)
FOTOAN-GASY
Hono hoa: mba variana mihintsy aho miheritreritra io "fotoan-gasintsika" io satria efa tena mba betsaka ny nadehanako , na anniversaire , na fanasana isan-karazany nalehako. Ny tena nahatalanjona ahy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/12/2005 14:43
Noslid ( 17/12/2005 17:53)
Maivana
Inona ny zavatra faran'izay maivana indrindra eto an-tany? (sopapa kely: ny heritreritra dia efa mahazaka sy mampihetsika azy)... tohiny
novalian'i bozimanga ny 18/01/2006 10:26
jentilisa ( 17/12/2005 13:18)
zesta polisy!
Dia ity koa misy zavatra iray! anisan'ny atahoran'ny mpitondra fiara mpanitsa-dalàna indrindra indrindra moa fa ny minibus ireny scooter kely mavo manga mandehanfeha eto an-tanàna ireny...secant ... tohiny
jentilisa ( 17/12/2005 13:09)
fivoarana amin'ny publiphone!
Tato ho ato izay teto Antananarivo. Asa raha nahatsikaritra isika fa misy soratra maitso ngezangeza iny amin'ny sasany amin'izy ireo. Izao ny soratra ao hoe : ariary zato na aiza na aiza no antsoinao.... tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2006 22:04
diamondra27 ( 17/12/2005 11:31)
DEPRIME, SUICIDE
Inona no atao hoe:deprime Fa inona no mahatonga ny olona ho deprimé. Inona no matonga ny olona hamono tena, isankerinandro hono toa misy olona mamono tena ao Tana.... tohiny
jentilisa ( 17/12/2005 09:53)
nanao ahoana ny 17 dec 05 tao Analakely?
Mba mety hahaliana antsika ihany angamba io toe-draharaha iray io. Nankalazaina dia nankalazaina manko izy io teto Antananarivo teto. Indrindra moa fa tamin'ny sehatry ny haino amna-jery azony nanapar... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 20:49
tapotafiry ( 17/12/2005 08:08)
PROBLEM TSEX
SALUT DAHOLO INONA NY HVTR FA TENA SIPA MARO NO NISARAKA T@KO FA ZA HONO EGOISTE FA MIJOUILLIR TROP VITE DE IO FONA NO BLEM D TSY MISY SIPA TAMANA MINTSY KA MBA TOROY HVTR ZA MBA TSY HO EGOISTE TSONY ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2006 21:21
fijo ( 16/12/2005 21:58)
tanindrana manampahaizana.
azafady miala fondro amin'ny tany masina fa tsy misy fanambaniana ny holazaiko eto fa milaza ny zavatra hitako aho. maro ny tanindrana no mahay sy tena misaina tokoa(za lehibe tany ka hitako izany)ne... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2006 20:05
matsilo ( 16/12/2005 20:48)
mila fanazavana
nisy takelaka iray notsidihanay ary tena be mpitsidika dia ny takelak'i Andry. Nisy sary maro maro tao mampiseho fiaina-manokana sy articles de cadeaux. Afaka mba manome andinindininy momba io takelak... tohiny
novalian'i matsilo ny 27/12/2005 12:32
isrine ( 16/12/2005 13:18)
Ny tsy fitiavana ny lainga...
Ny olona rehetra samy tsy tia an'io lainga io, nefa anie dia samy mandainga e. Hihihi...... tohiny
jentilisa ( 16/12/2005 12:47)
barofo tao amin'ny lapan'ny fitsarana!
Nisy zava-nitranga tsy fahita indray tao amin'ny lapan'ny fitsarana anosy androany tolakandro tamin'ny 1 ora teo ho eo. Tsy teo amin'ny vavahady anoloana akory izany fihetsika izany no natao fa taty a... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 20:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0164