DEPRIME, SUICIDE

1. diamondra27 ( 17/12/2005 11:31)
Inona no atao hoe:deprime
Fa inona no mahatonga ny olona ho deprimé.
Inona no matonga ny olona hamono tena, isankerinandro hono toa misy olona mamono tena ao Tana.
2. watafon ( 17/12/2005 11:54)
ny atao hoe Déprimé zany dia olona tratran'ny depression e! olona manary toky, mieritreritra fa tsy misy antenaina intsony, ny antony mahatonga an'io zany d olana tsy zaka lanjaina na fahoriana na fahadisom-panantenana ka manjary manana "attitude suicidaire".
ary matetika olona voan'ireo no mamono tena=
3. isrine ( 17/12/2005 12:32)
Tsy de voatery ho toy izany no mahatonga ny olona hamono tena ry watafon.
Misy olona 1 izay namono tena, mpanana izy ary tsy hitany intsony izay atao eto ambonin'ny tany.
4. ursullas6 ( 17/12/2005 14:31)
ny olona rehetra mety handalo @depression dans un instant donné mais la façon de faire face no tsy mitovy.misy mety miafara @famonoantena ,par contre mety hisy koa ny fanehoany azy @fihinanan-kanina be na ny hoe "boulimie".ny depression dia miseho arakakraka ny "personnalité" n'ilay olona:ny maha izy azy.mety mi deprime ny olona 1 nefa hira lava reny no ataony an-trano.misy koa anefa tsy miteny tsy mivolana.
suicide in-1 dia fandosirana ny pbm,heverina ho "solution";ny suicide dia tsy fahavahana pbm.
misy endrika fitiava-tena ihany koa....
5. Fiffi ( 17/12/2005 15:37)
marina ny anao ry isrine , watafon , tsy voatery ho toy izany tokoa no mahatonga ny olona hamono tena . Maro ny antony famonoan-tena fa tsy deprime daholo akory. Ne deprime dia misy aloha ny hoe tsy hita intsony izay hatao , tsy misy lanana hivoahana , maizina avokoa izao rehetr'izao .Miady saina mafy nefa tsy ahitana fanafodiny , ny déprime aloha dia ny fisainana hiany no mahatonga an'io , tsy aretina izy io @ aloha e! satria misy koa ny fandosirana ny responsabilité tsy te hamaky saina hitady vaha-olana dia aleo mamono tena . Misy koa anefa ny deprime @ fiainana "stresse" nefa dia rehefa tonga saina ary tonga saina hiany anefa dia iny lasa manao repos , vakansy , fa ny ho an'olona tsy afaka manao an'io dia inona no solution ? mamono tena , hevitro aloha io an! fa samy manana ny filazany .
6. vale ( 17/12/2005 17:23)
isrine:

Tsy de voatery ho toy izany no mahatonga ny olona hamono tena ry watafon.
Misy olona 1 izay namono tena, mpanana izy ary tsy hitany intsony izay atao eto ambonin'ny tany.



:-D:-D:-D hafa indray iny ry isrine!:D
7. kally ( 17/12/2005 18:04)
diamondra27:

Inona no atao hoe:deprime
Fa inona no mahatonga ny olona ho deprimé.
Inona no matonga ny olona hamono tena, isankerinandro hono toa misy olona mamono tena ao Tana.

Déprimé ny olona iray rehefa tsy manana finiavana na fitiavana hanao zavatra intsony, tsy misy mahaliana azy intsony na inona na inona.Dia manomboka misotrosotro na mihinankinam-panafody dia lasa tsy mahava-tena dia mikorosy tsikelikely dia potika ny fiafaran'ny fiainany.

Ny olona mamono tena anefa tsy voatery ho déprimé, fahadisoam-panantenana matetika no mahatonga ny olona hamono tena.


8. vale ( 17/12/2005 18:30)
Voalazan'i kally mihintsy! ny olona mamono tena tsy voatery ho déprimé! déception matetika!dia io voalazan'i kally io mihintsy eee!
9. diamondra27 ( 17/12/2005 18:37)
de misy ados reny nge tsy misy mi-intéressé azy mitsy na inona na inona e! d'efa mi- deprime sahady ve izy?
10. vale ( 17/12/2005 20:18)
ieny! marobe mihintsy ny ados mandray anti-dépresseur! déprimé izy ireo!!!!itanao koa ireo lasa gothique sns ireny? signe-na dépression daholo ireny!!!
11. kafmalbar ( 17/12/2005 22:11)
raha ny eto france no jerena,ny accident de voiture no mahafaty ny jeune ary ny suicide no faha roa
12. Veloo ( 17/12/2005 23:35)
marina doly ny lazainareo...Kivy amin'ny fiainana ry zareo tsy hitany intsony izay antony hihainany eto an-tany, tsy manana but ao @ fiainana intsony ry zareo..zany no mahatonga ny famonon-tena. faharoa manaraka an'izany dia tsy mahafantatra an'Andriamanitra tsara ry zareo, tsy fantany fa ao ambony ao anie mbola misy tia azy, ary ny fomba ahazohana izany fitiavana izany dia ny fandehanana any am-piangonana... vitsy ny olona mande any am-piangonana no mamono tena, satria mahazo faherezana avy amin'ny membran'ny fiangonana ry zareo, no sady mahafantatra fa misy anie Jesosy izay tian'azy, miasa ny saina ary variana amin'ny fiharahana amin'ny olona ao am-piangonana... ny fahatelo dia rehefa mahalala tsara ny baiboly na dia misedra an'ity fiainana eto an-tany ary ka mahalala ny foton'ny baiboly dia tsy mba manana an'izany fisainana hamono-tena zany satria indray andro ary tsy ho ela intsony dia ho tonga Jesosy haka antsika rehetra izay mino sy manaiky azy ho mpamonjy atsika... Isika rehetra dia manana fahakiviana, ny fomba anasorana azy dia ny FIVAVAHANA... Ary fantatr'i satana ny fahalemen-tsika dia eo no hanararotany antsika ; dia ny famon-tena..io fahakiviana, ny fahoriana, fahabangana ao @ fiainana, ny aretina isan-karazany ireo no armement omen'ny satana antsika mba hihodinan-tsika amin;andriamanitra. Ka na ny mpanan-karena ko ary dia ao anatiny, ireny indrindra no tena irery...tsy mahita fihadanana sy fifaliana intsony..
13. watafon ( 18/12/2005 05:43)
isrine, matetika ange oa fa tsy oe tsy maintsy zany e!
14. Mifenty ( 18/12/2005 08:37)


"Izy no maka ary Izy no manome...." araka ny baiboly

ny suicide amiko noho izany dia sitrapon'Andriamanitra.

Rehefa te haka Izy dia alainy ary rehefa tiany ho velona dia tsy maty na mikasa ny hamono tena fatratra aza.
15. vale ( 18/12/2005 13:17)
oay, Mifenty: voararan'ny baiboly ny suicide!!!
16. diamondra27 ( 18/12/2005 19:01)
o ry mifenty a! aza afangaro ny zavatra retra e! taiza koa atra niteny fa sitrapony no mamono tena?
le olona no tsy mila fanampiana avy A miny fa tsy A tra no maka azy
17. Veloo ( 19/12/2005 14:52)
vale , diamondra =D=D
18. mandrindra ( 20/12/2005 13:00)
izaho aloha tsy mahafantatra tsara an'andriamanitra e, mbola tsy tafahoana ka nireasaka mantsy izahay roalahy hihihi, nefa izaho tsy hamono tena izany.
Fa tsotra e, ny atao ao antsaina lalandava dia ny hoe tsy maintsy mandresy na ho vy, na ho vato; na ho anio, na ho rahampitso ; amin'izay tsy midéprime dia tsy mamono tena.
19. Mifenty ( 20/12/2005 15:46)

fa raha toa ka ekena anie le oe izy no maka ary izy no manome.

ny dikany
rehefa te haka izy, na misy vonotena na tsisy vonotena dia alainy e (maty zany)


fa tsy oe refa tsy eken'ny sai'nny oulombel ny vonotena d tsy mety. Sady zé voasoratra kou né d vaoasoratra e.
20. Fiffi ( 20/12/2005 15:50)
mandrindra: io aloha dia azo lazaina @ fitenenana hoe " c'est facile à dire " fa rehefa ny hita rehetra lasa maizina daholo dia manjary tsy hita intsony izay hatao dia mamono tena . Saingy kosa aloha an! raha toa ka mino an'Andriamanitra ny tena dia tsy ho ho vita io raha mandinika ny didy folo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1486