DEPRIME, SUICIDE

41. mandrindra ( 29/12/2005 09:19)
zay ndrindra
42. fijo ( 29/12/2005 20:46)
tsy zatra izany letsy ny sipa an
43. jennifer2 ( 30/12/2005 00:02)
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
44. diamondra27 ( 30/12/2005 06:21)
de nampalahelo ny fiafaran'i stanley e!
Andriamanitra anie hamela ny heloka vitany
45. mandrindra ( 30/12/2005 10:22)
ka ny sipa anie ry lety zatra mandray fa tsy zatra manome e
46. jennifer2 ( 30/12/2005 23:32)
Oadray, ary zavatra hafa indray no voasoratra an!
47. adidy ( 05/01/2006 17:03)
Ny azoko andikana azy angamba dia ny hoe famoizam-po, tsy mahita tsirony @ fiainana intsony, mahita fa mizaka ny tsy zakan'ny vatana,na ny saina na ny fanahy. Izay ohatra no mahatonga ny ado na @ tany mandrosoaza mi-déprime satria tsy mahita tsirony @ fiainana intsony fa toa eo daholo izay ilaina. Eo koa ny tsy fahafahan'ny vatana sy ny saina miatrika toe-javatra iray(stress), ny stress izay réaction de défense, dia misy koa ny olona izay niaina zavatra mbola tsy zakan'ny tsenany, ohatra ny zaza efa niaina viol na alcool, na drogue, na fahafatesan'ny ray aman-dreny na fisarahana. Ny tena hitako ho antony aloha aty dia tsy ao intsony ilay fototra fianakaviana fa rava e! Dia tsy manana fefy sy marika (repère) intsony ilay ankizy. Ary matetika anefa ireny ihany no mamoifo rehefa lehibe, satria nisy olana tsy voavaha hatry ny fony kely.
48. diamondra27 ( 05/01/2006 19:41)
eny ary fa de zay fa mazava amiko le antony déprime sy suicide 'zao ka de hisy eritreretina tsara

Hay ve zany no mahatonga an'ireny olona reny ho tahak'izany e!
49. fijo ( 06/01/2006 20:28)
momondra ngah mideprime????za mantsy mahay manasitrana an'io.
50. diamondra27 ( 07/01/2006 13:33)
za tsy mi deprime ka! misy olona fantako fotsiny mpampianatra maths @ lycée professionnel, toa mihinana fanafody, de ao antrano tsy miresaka tsy manao n'inona na inona fa mamaky boky hono no ataony, de refa mitsika le namako vavy za ka ao izy de maba mampiresaka fa tena sokirina mafy be lery vao mamaly. Nefa tena olona intelligent be. Ka mba sika hanampy ny olona toa zany aho raha misy hevitra avy aty aminareo ry fijo.

fijo: za tena en forme tsara ka, no problem.Misaotra mi s'inquiéter e! refa any aoriana no tsy fantatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5156