DEPRIME, SUICIDE

21. diamondra27 ( 20/12/2005 19:54)
tena mandalo en fraction de seconde nge hono le hevitra oe: hamono tena e!

any USA hono raha raté ny suicide de mvoasazy le olona refa avy eo sady gidragidra be ny traite-ny azy
22. Veloo ( 20/12/2005 20:04)
Fiffi a zany mihitsy retsy :-*
diamondra marina zany mandalo segondra vitsy2 ao an-tsaina mihitsy ilay izy na dia ol matanjanka otran'inn ary
23. diamondra27 ( 21/12/2005 19:44)
za zao vao saika hamono tena fa sosotra be t@ xxx
24. Veloo ( 21/12/2005 19:53)
diamondra :-D:-D:-D:-D ratsy zany
25. fijo ( 21/12/2005 21:45)
za ndray tsy hamono tena izany fa raha vao krizy aho,dia aleoko mikaly tsara.
26. diamondra27 ( 22/12/2005 09:44)
velo sy fijo: soa ihany fa teo nareo f'efa saika nalefako le basy no namaky ny valintenareo za de najanoko njay, merci e!
27. mandrindra ( 22/12/2005 10:12)
fiffi, tsy maninona fa tanako ho ahy ny ahy raha hoe mora tenenina; fa na izany aza firifiry ny efa niatrika ny mafy fa nahay nitraka daholo. Noho izany amiko tsy ampy herintsaina ireny olona ireny.
28. fijo ( 22/12/2005 21:28)
diamondra,ndao hiaraka aminay e.tsiky lava ny aty ka
29. diamondra27 ( 23/12/2005 03:05)
fijo:ok!miara mizzotra zany sika e!
30. fijo ( 23/12/2005 04:15)
lasa ary e
31. mandrindra ( 23/12/2005 09:53)
lazao aloha hoe andeha ho aiza, de zotra firy no raisina
32. xxx ( 23/12/2005 17:50)
mamonoa tena daholo nareo eto amin'ny serasera dia tsy misy intsony ny miteniteny foana,fa raha mbola mitohy izao mbola ho maro no ho deprime
33. fijo ( 23/12/2005 20:05)
deprime ngah X?
34. diamondra27 ( 23/12/2005 22:19)
xxx: tsy suicide collectif no lazaina miara mizotra fa le tsiky de ampy, toa tsy kopy koa le boay kely koa
35. diamondra27 ( 23/12/2005 22:22)
sa ahoana ry mandrindra sy fijo?

fijo: zotra inona hono no raisina e
de direction aiza ( tsiky de ampy hoa fa firy moa le zotra?
36. fijo ( 23/12/2005 23:55)
diamondra ,zotra 11 no alaina ,dia 2006 no aleha.
37. diamondra27 ( 24/12/2005 10:51)
lasa zao e! de mi tsiky doly an! tongava doly fa mbola misy place e!(travail+++, santé+++, bonheur+++, amour+++) nena aloha efa nanomboka e!
38. mandrindra ( 26/12/2005 14:55)
tonga dia raikitra koa ny plisy plisy e !!!
39. diamondra27 ( 28/12/2005 13:30)
tsy misy frais ato ka , gratos
40. fijo ( 29/12/2005 04:42)
ka le ++ anie hanaovana ilay gratos e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2068