Mitady ny tonin'ny Efa Voadinikao Andriamanitra ô

1. manana ( 18/12/2005 13:31)
Salama daholo,
Mba mitady ni tonin'ny hira Efa voadinikao Andriamanitra ô. Raha mba misy afaka manome io dia mba valio eto, raha mety, na alefaso amin'ny friar@hotmail.fr.
Misaotra indrindra.
Manana
novalian'i tsiahi ny 14/01/2006 19:56
2. tsiahi ( 14/01/2006 19:56)

Manana fichier midi (karaoke) an'io aho notendreko sy nataoko , fa mba mitady manana hira hafa aho hifanakalo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2468