Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsiahi, milahatra araka ny daty
tsiahi ( 01/02/2016 16:49)
Mitady hira
Manahoana, misy hira taloha tadiaviko sao mba misy mahafantatra, tsy misy haiko ny tonony, ny titre moa zany dia mazava ho azy fa tsy haiko koa, mitovy amin ilay hiran i Romule : FANDAHARANA ny "mél... tohiny
novalian'i tsiahi ny 05/02/2016 06:15
tsiahi ( 01/02/2013 22:38)
Bjr dhl, Te hividy Sprinter any Belgique aho, iza...
Bjr dhl, Te hividy Sprinter any Belgique aho, iza no mba mahafantatra ny misy ivdianana azy ireny any ?, Sady toa tonga dia mandefa aty Madagascara koa hono ny any . Misaotra mialoha .... tohiny
tsiahi ( 28/08/2008 13:53)
tononkiran'i Salomon ( tsy hay ny titre )
misyhoe: .. zany ihany ve lay hira mamy hatrizay ......... isaorana mialoha ianareo... tohiny
novalian'i tsiahi ny 28/08/2008 20:42
tsiahi ( 12/08/2008 20:26)
mba te hiantefa (Bessa)
manao ahoana daholo, mitady ny tonon'ilay hira n'i Bessa: mba te hiantefa aho , misaotra betsaka ... tohiny
novalian'i tsiahi ny 18/08/2008 18:17
tsiahi ( 15/10/2007 12:23)
Mitady hiran'i Bouboul
Manao ahoana Raha mba misy manana ilay hiran'i Bouboul: Ny Fiangonanay dia isaorako antanan'droa... tohiny
novalian'i kaleido ny 19/10/2007 08:12
tsiahi ( 18/07/2006 05:36)
fichier midi
manao ahoana daholo. Mitady fichier midi- an'ireny hirampivavahana gasy ierny aho, indrindra ny fihirana fanampiny .misaotra e... tohiny
tsiahi ( 23/05/2006 11:12)
tambatra
mba misy mahala ny tonon'ilay hira hoe tambatra ve , ary aiza no mety ahitako azy .. Toa ophatry ny hiran'i Vola sy Noro no fiatombohany : tiako ny eo .......... misaotra mialoha he... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 03:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0279