Mitady hira
1. tsiahi
(
01/02/2016 16:49)
Manahoana, misy hira taloha tadiaviko sao mba misy mahafantatra, tsy misy haiko ny tonony, ny titre moa zany dia mazava ho azy fa tsy haiko koa, mitovy amin ilay hiran i Romule : FANDAHARANA ny "mélodie" (" presque" tena mitovy) na ny" rythme" koa aza . Mety ho Romule mihitsy aza no namorona azy . Mitady ny tsy misy ve izaho ? Misaotra mialoha e!
novalian'i tsiahi ny 05/02/2016 06:15
2. ikalamako
(
01/02/2016 22:10)
tsiahi:
mitovy amin ilay hiran i Romule : FANDAHARANA ny "mélodie" (" presque" tena mitovy) na ny" rythme" koa aza . Mety ho Romule mihitsy aza no namorona azy .
Izany hoe tsy lay hiran'i Romule hoe Fandaharana izany fa mitovitovy fa mety an'i Romule ihany ? .... hmmm. Tsisy "paroles" vitsivitsy azo atao sopapa ve ?
3. tsiahi
(
02/02/2016 07:14)
ikalamako:

Eto angamba aho no mamaly:
misaotra anao aloha namaly, zany hoe nisy nitendry tam piano ilay izy , dia tiko be , no"enregistrer"-ko ilay piano, fa mbola hojereko ny ampidirako azy eto mba ho henoinao
4. tsiahi
(
03/02/2016 09:19)
Bjr , nataoko fichier video ilay izy fa toa tsy lasa .??!!!
tsiahi:
ikalamako:
tsiahi:
mitovy amin ilay hiran i Romule : FANDAHARANA ny "mélodie" (" presque" tena mitovy) na ny" rythme" koa aza . Mety ho Romule mihitsy aza no namorona azy .
Izany hoe tsy lay hiran'i Romule hoe Fandaharana izany fa mitovitovy fa mety an'i Romule ihany ? .... hmmm. Tsisy "paroles" vitsivitsy azo atao sopapa ve ?
Eto angamba aho no mamaly:
misaotra anao aloha namaly, zany hoe nisy nitendry tam piano ilay izy , dia tiko be , no"enregistrer"-ko ilay piano, fa mbola hojereko ny ampidirako azy eto mba ho henoinao
5. ikalamako
(
03/02/2016 09:44)
Ngah moa mandray video ny dinika o ? tsy manana youtube ngah i tsiahi dia apetraka any fa atao non repertorié ? hihihi
6. tsiahi
(
04/02/2016 08:02)
Misaotra an ikalamako, ary ianao tena mahiratra, nandramako nalefako ao am mailko aloha dia hitako fa azo vakiana tsara . io ary ny lien : https://youtu.be/v9mags6T5Ng
ikalamako:
Ngah moa mandray video ny dinika o ? tsy manana youtube ngah i tsiahi dia apetraka any fa atao non repertorié ? hihihi
9. ikalamako
(
04/02/2016 16:04)
ahhhh hay tokoa annn. melsiii sefo !!!!
Nilamina zany isika ry tsiahi fa dia hita ny notadiavina ann.. misaotra eee

10. tsiahi
(
04/02/2016 23:13)
Misaotra betsaka an ikalamako, misaotra an I hery koa, fa mba ahoan no ahafahana tonga dia mamoaka an io sary io. Misaotra e
11. hery
(
05/02/2016 04:18)
tsiahi:
Misaotra betsaka an ikalamako, misaotra an I hery koa, fa mba ahoan no ahafahana tonga dia mamoaka an io sary io. Misaotra e
Misy bouton youtube io rehefa manoratra
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=8kxC8CzwIOY[/youtube]
12. tsiahi
(
05/02/2016 06:15)
Misaotra betsaka rY hery, hanao essai ah, atsoko ianao ra misy tsy haiko. Merci an!!
hery: