Dia mifanena eto indray izany isika,fa araky ny nolazaiko anao,dia mba mifampilaza izay mahita.Ny ahy moa dia tsy noferako ho hira iray fa dia izay misy mihintsy .Ianao izany anie tokony ho efa misy sasany any satria raha ny tadidiko dia efa mpianany ianao e!
Manao ahoana,
tsy manana mihitsy aho na iray aza ry Kaleido, fa io hira io no tiako indrindra dia izany no itadiavako azy , fa raha misy hafa dia tiko daholo .
Ny ahy partition-na gitara no ananako .
kaleido: