Mitady hiran'i Bouboul

1. tsiahi ( 15/10/2007 12:23)

Manao ahoana
Raha mba misy manana ilay hiran'i Bouboul:
Ny Fiangonanay
dia isaorako antanan'droa
répondu par kaleido le 19/10/2007 08:12
2. kaleido ( 18/10/2007 14:00)
Dia mifanena eto indray izany isika,fa araky ny nolazaiko anao,dia mba mifampilaza izay mahita.Ny ahy moa dia tsy noferako ho hira iray fa dia izay misy mihintsy .Ianao izany anie tokony ho efa misy sasany any satria raha ny tadidiko dia efa mpianany ianao e!
3. tsiahi ( 18/10/2007 18:43)
Manao ahoana,
tsy manana mihitsy aho na iray aza ry Kaleido, fa io hira io no tiako indrindra dia izany no itadiavako azy , fa raha misy hafa dia tiko daholo .
Ny ahy partition-na gitara no ananako .
kaleido:

Dia mifanena eto indray izany isika,fa araky ny nolazaiko anao,dia mba mifampilaza izay mahita.Ny ahy moa dia tsy noferako ho hira iray fa dia izay misy mihintsy .Ianao izany anie tokony ho efa misy sasany any satria raha ny tadidiko dia efa mpianany ianao e!



4. kaleido ( 19/10/2007 08:12)
Manao ahoana ry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2507