Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Lepetitbeau
(
12/12/2005 05:11)
CHAMPION NY BAREA
Aminareo inona izao no tokony ho valisoa mendrika ho an'ireto zandry kely izay azo lazaina fa nitondra avo ny voninahitr'i Madagasikara satria sambany teo amin'ny tantaran'ny baolina kitra malagasy va...
tohiny
novalian'i Achia ny 22/02/2006 16:44
ravatorano
(
12/12/2005 05:01)
fety ny noely fanaovana veloma ny taoan ary fiarahabana 2006
Faly miarahaba antsika rehetra namana sy tapaka milay b daholo.
Maro ianareo no manontany hoe rahaoviana no hisy fety karakarain'ny namana indrindra amizao fiafaran ny taona sy ny fiavian ny fankalaz...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:43
hesham
(
11/12/2005 23:14)
Stanley williams "Tookie"
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 20:09
hery
(
11/12/2005 20:32)
Herinandro tsisy xxx
Mandritra ity herinandro ity dia manao andrana tsisy xxx isika.
Inona no olana hitanareo?
Inona no mety mahatsara sy maharatsy azy?
Andramo mandritra ny herinandro aloha dia ho hita eo izay vokany ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2005 07:03
hery
(
11/12/2005 18:52)
Nankaiza ny tondrom-peo gitara?
Ao amin'ny site-n'ny tononkira eto amin'ny serasera dia azo ampidirana tondrom-peo gitara... raha ohatra ka tsy mbola nahita isika dia azo jerena ohatra ny fomba fitendry ny hira Pilofasy an'i RahKick...
tohiny
novalian'i tsìíresy ny 25/04/2018 18:44
lapino
(
11/12/2005 17:16)
Sharma :)
Inona àry no ataon'ny vehivavy eo amin'ny sofiny mba hisintonany lehilahy?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:20
sipagasy
(
11/12/2005 12:51)
aza misy bingo annnn mmmhhhhhh!!!!!!!
Indray andro hono tany @ faritr'Antsirabe iny, nisy mpizaha tany mena sofina izay mna nangataka ity tovolahy tomady no bikana ity, mpitarika pousy, mha hitondra azy ho eny an-tsena. Dia lasa hono ry z...
tohiny
novalian'i Veloo ny 23/12/2005 15:30
vale
(
11/12/2005 11:18)
kilalao sy hatsikana
Tohizo ary ity izay mahay: "saka matory no....."??? misaotra!...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:20
xxx
(
11/12/2005 10:57)
lasalasa wa ny saiko
Misy fotoana aho mandinika an'i Madagascar , maro ireo olona mila fanapiana eo @lafiny rehetra ary maro koa ny olona te handefa fanampiana na ny vahiny zany na ny avana aty ivelany , nefa ny olana di...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 05/01/2006 10:17
dadabe
(
11/12/2005 10:29)
eo injay ary e
avy hatrany de..........!!!!(tohizo):(...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/12/2005 17:30
mll
(
10/12/2005 20:15)
invitation ( suite sujet Maika cancer)
Manaona daoly , araka ny sujet io de efa nandefa le sujet momba lay olona voan'ny cancer any dago ka mila fanampina eo @ 7000E za tany aloha tany efa tsy maninona lay marary fa voatery mividy an'ilay ...
tohiny
novalian'i watafon ny 14/12/2005 18:01
hery
(
10/12/2005 19:06)
Efa mandeha ny fampidirana sary
Amin'izao fotoana izao dia efa mandeha ny fampidirana sary. Miala any indray isika e....
tohiny
novalian'i rurik ny 23/12/2005 07:20
Vololontsoa
(
10/12/2005 10:04)
Mitady tononkira
Mba mitady tonon-kiran'ny Hazolahy Torina iny ange sao mba misy mahay...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/12/2005 14:35
xxx
(
10/12/2005 03:46)
Gasy Mpilalao COUNTER STRIKE
Mitady gasy mpilalao COUNTER STRIKE en reseau dia mba hifanome fotoana. Efa misy maromaro izahay fa mbola tsy ampy. Sady milay kokoa raha tafiaraka TEAM ny samy malagasy. Efa misy ny serveur hilalaova...
tohiny
novalian'i ranonne ny 06/03/2006 15:00
diamondra27
(
09/12/2005 22:56)
noely
tonga ny noely
fetinjazakely
tonga ny mesia
de ndao hana-py...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:23
hery
(
09/12/2005 22:30)
Fampidirana sary tsy mandeha
Vokatry ny fanatsarana natao dia mbola tsy tafiditra ilay fampidirana sary. Tsy afaka mampiditra sary izany isika amin'izao (Aseseo jerena daholo aloha izay efa ao :-) )
Ezahina hojerena amin'ity wee...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/06/2007 19:37
hery
(
09/12/2005 22:03)
Tsianjery krismasy
Nalaina tao amin'ny lisitra.serasera.org. Hafatra avy amin'i Pasteur Samoela Andriani.
Misy nangataka tsianjery Krismasy taty amiko ka dia indro misy tsianjery 5
ireto ho an'ny ankizy. Mbola tsy t...
tohiny
novalian'i saharoy ny 24/05/2006 07:57
Mariano
(
09/12/2005 19:38)
Mpanjono
Indray andro nisy olona roalahy tratra nanjono teo amin'ny farihy iray tsy azo hanjonoana. Nandalo ny polisy : "voararan'ny lalàna ny manjono eto, mandoa contravention nareo" dia namaly izy roalahy h...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:00
fijo
(
09/12/2005 19:18)
amin'ny 17 desambra hono
dia raikitra fa amin'ny 17 desambra indray hoy ny mpanohitra.eo an kianja malaza.
tsy manaiky ny famoriana politika intsony kosa aho hoy ny ben'ny tanana.
andaniny miaramila,ankilany rezervista.humm...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 20:59
akamatiana
(
09/12/2005 18:56)
Fady!!
Nampiantso ny renin'i Bitika ny mpampianatsa iray fa tsy mety manao devoara lery.... nampifanatrehana izy mianaka...
[u]reniny[/u]: fa inn tsy nanaovanao devoara zany ry Bitika??
[u]Bitika[/u]:ka fa...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 20:58
