Gasy Mpilalao COUNTER STRIKE

1. xxx ( 10/12/2005 03:46)
Mitady gasy mpilalao COUNTER STRIKE en reseau dia mba hifanome fotoana. Efa misy maromaro izahay fa mbola tsy ampy. Sady milay kokoa raha tafiaraka TEAM ny samy malagasy. Efa misy ny serveur hilalaovantsika. Ary mety hividy serveur manokana mihintsy raha toa ka matotra ny resaka.
Manorata amin'ny mail: as767@caramail.com
merci.
novalian'i ranonne ny 06/03/2006 15:00
2. cutie ( 10/12/2005 03:59)
in zany counter strike???
3. Herimiafina ( 10/12/2005 04:23)
Jeu io kah jeu en reseaux, de mi-strike ianao de mahazo point, hehehe:-D:-D
4. cutie ( 10/12/2005 04:29)
aleoko ihany jeu serasera :-D
5. Herimiafina ( 10/12/2005 04:33)
Otsan'lé ao amin'ny karajia ve klé? hehehehehe:-D:-D
6. cutie ( 10/12/2005 04:35)
an3
7. Herimiafina ( 10/12/2005 04:37)
Otsan'lé any amin'ny hatsikana sy lalao ary ve e? hehehe:-D:-D
8. cutie ( 10/12/2005 04:41)
9. Herimiafina ( 10/12/2005 04:44)
De inn tena tinjy amin'ireny le solitaire sa le échec sa le Freecell sa le spider solitaire, hehehehe:-D:-D
10. cutie ( 10/12/2005 04:47)
misy anreo nga ao ??
11. Herimiafina ( 10/12/2005 04:55)
Ngah tsy hitanao, refa manokatra hatsikana sy lalao ianao de jereo ny écran ery ambany fa misy hoe start de kliker-o eo de misokatra de ery amin'ny farany ambony njy mahita hoe program de ao jerena fa misy hoe game ao.

Fa ny mahagaga anah de na mamono serasera aza zah de tsy maty le izy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. cutie ( 10/12/2005 04:58)
shut up lol
13. Herimiafina ( 10/12/2005 05:02)
Misy inona ry cutie klé? hehehehe:-D:-D
14. cutie ( 10/12/2005 05:03)
shut down manko e , ny ordi-nao refa avy mamono serasera :-D
15. dadabe ( 10/12/2005 08:31)
oadray le ary to misy shut-up tampoka kle
16. Veloo ( 13/12/2005 16:00)
cutie njy ty mampime kle :-D:-D:-D
dadabe a tsara io ka :-D:-D:-D
17. cutie ( 15/12/2005 04:52)
veloo, ao fa tsy hanao mampime an-jy tsony za e :-D
18. ranonne ( 06/03/2006 15:00)
Misy ny malagasy mpilalao CS aty Suisse.Omena anao eto ambany ny site misy ny vaovao.

http://theboss.roxorgamers.com/
Raha mila vaovao momba izany ianao dia ao @ antsika.com
jeu en reseau par iternet efa misy ny serveur.efa nisy match nihaonan'i Malagasy sy ny Vozongo
Rn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3025