noely
2. xxx
(
10/12/2005 01:51)
:@:-D
tonga i dadabe
avy dia nandeh
namonjy an'i bebeh
i diamondra izany re!!:wink:
anjekaky oo:@ :@
tonga i dadabe
avy dia nandeh
namonjy an'i bebeh
i diamondra izany re!!:wink:
anjekaky oo:@ :@
3. Herimiafina
(
10/12/2005 03:30)
De iny kou raherimiafina.
Andeha hitsikilo.
Beantitra akiroa.
Mifandamoro andro noely.
Tsy ratsy klé, hehehhee:-D:-D:-D:-D
Andeha hitsikilo.
Beantitra akiroa.
Mifandamoro andro noely.
Tsy ratsy klé, hehehhee:-D:-D:-D:-D
4. diamondra27
(
10/12/2005 12:07)
de indro ary herimiafina
nitondra ilay divay
ao ambadiky ny armoire miafina
mijery anay may ny sakay
aïe aïe aïe
f'angaha tsy ho an'ny rehetra
sa voafepetra
no miafina tsy niaraka taminay
fa ilaozanao izahay?
avy elah aty
fa mbola mankafy
ilay rano niova ho pi
nataon'i kristy
nitondra ilay divay
ao ambadiky ny armoire miafina
mijery anay may ny sakay
aïe aïe aïe
f'angaha tsy ho an'ny rehetra
sa voafepetra
no miafina tsy niaraka taminay
fa ilaozanao izahay?
avy elah aty
fa mbola mankafy
ilay rano niova ho pi
nataon'i kristy
5. diamondra27
(
10/12/2005 12:10)
de indro ary herimiafina
nitondra ilay divay
ao ambadiky ny armoire miafina
mijery anay may ny sakay
aïe aïe aïe
f'angaha tsy ho an'ny rehetra
sa voafepetra
no miafina tsy niaraka taminay
fa ilaozanao izahay?
avy elah aty
fa mbola mankafy
ilay rano niova ho pi
nataon'i kristy
nitondra ilay divay
ao ambadiky ny armoire miafina
mijery anay may ny sakay
aïe aïe aïe
f'angaha tsy ho an'ny rehetra
sa voafepetra
no miafina tsy niaraka taminay
fa ilaozanao izahay?
avy elah aty
fa mbola mankafy
ilay rano niova ho pi
nataon'i kristy
6. diamondra27
(
10/12/2005 12:12)
xxx: iza indray aloha ty xxx ty e!
misy namana be de be ato de dadabe no tendreny ho ahy. Ny namana hafa koa nge mahazo tonga e! sakafo noely no atao fa tsy misy ankiafina
misy namana be de be ato de dadabe no tendreny ho ahy. Ny namana hafa koa nge mahazo tonga e! sakafo noely no atao fa tsy misy ankiafina
8. Herimiafina
(
10/12/2005 23:36)
Dia nipoitra koa i Veloo,
Nanaraka an'i dadabe.
Nanaloka toy ny avelo.
Tamin'ny sisin'arabe.
Inn ty? Tratrako reto!Injay ilay feo nanakoako.
Tao anatin'ny maizina, nanarona olondroa.
Nanapaka ilay revy izay nankafizina tokoa.
tsy ratsy klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Nanaraka an'i dadabe.
Nanaloka toy ny avelo.
Tamin'ny sisin'arabe.
Inn ty? Tratrako reto!Injay ilay feo nanakoako.
Tao anatin'ny maizina, nanarona olondroa.
Nanapaka ilay revy izay nankafizina tokoa.
tsy ratsy klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina
(
10/12/2005 23:45)
Tsy hitandroky ngah itsy manao xxx itsy, zah tato foana tamin'ny alina de izy irery no niditra teto nanao an'io, hehehehe:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina
(
11/12/2005 00:26)
Zah tsy polisy sady tsy manao polisy kah, ny masoko fotsiny no marobe klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
14. Herimiafina
(
11/12/2005 00:41)
Raha tsara saina ianao miteny an'io de ekeko, fa raha ratsy saina de ataoko hoe mitovy aminao, hehehe:-D:-D:-D:-D
16. Herimiafina
(
11/12/2005 01:59)
Raha tsy libellule ve hahafantatra sy hiresak amin'ny namany e? hehehe:-D:-D
17. diamondra27
(
11/12/2005 07:48)
tratra doly kia tsika a!, za koa lou nahafantatra ihany oe toa dadabe ty manao xxx ity fa tsy sahy niteny de iny izy no tsy nipoitra intsony fa asa ze nataon'i diamondra azy tao fa nahery nisotro be loatra ngamba.
tena tsy nampiafina an'i herimiafina ty ndray maka ity Fa hitany daholo ny paika rehetra, nde njay amorina fika vaovao
tena tsy nampiafina an'i herimiafina ty ndray maka ity Fa hitany daholo ny paika rehetra, nde njay amorina fika vaovao
19. Herimiafina
(
11/12/2005 15:21)
Fa inona no tinao hambara amin'ilay hoe mampiesona ry Veloo hehehehehe:-D:-D:-D:-D
