noely

21. diamondra27 ( 12/12/2005 08:20)
dadabe: aiza enao no tsy niverina intsony e! voky ve de lasa
22. Veloo ( 12/12/2005 16:45)
diamondra a kay voky tany @ njy tany izy :-D:-D
dadabe:twisted:
23. diamondra27 ( 13/12/2005 15:19)
veloo: lazainy f'efa niera hono izy koa
24. Veloo ( 13/12/2005 16:50)
diamondra :-D:-D:-D
25. Mifenty ( 14/12/2005 08:59)
tonga ny noely
misokatra ny vava
dadabenoely
lava volom-bava


tonga ny noely
samy maika hody
dadabenoely
lava volom-bava


tonga ny noely
faly ny mpangataka
dadabenoely
lava volom-bava


tonga ny noely
tsisy te hatory
vadin dadabenoely
lava volom-bava

:-D:-D:-D:-D
26. Veloo ( 14/12/2005 16:51)
:-D:-D
27. pissoa ( 14/12/2005 17:31)
:-D:-D:-D
28. Veloo ( 14/12/2005 17:35)
:-D:-D:-D:-D
29. pissoa ( 14/12/2005 17:50)
:-D:-D:-D:-D
30. Veloo ( 14/12/2005 18:22)
pissoa a tssssssss tokony 5 fa tsy efatra :-D:-D:-D
31. dadabe ( 15/12/2005 01:14)
ouadray leaza ary zah no lasa size tato

diamondra
: diamondra27 [ Valio ] 12-12-2005 12:20:00
Lohateny : Re : noely
dadabe: aiza enao no tsy niverina intsony e! voky ve de lasa

aza kozina mafy hoa ilay isika samy mai'ny sakay teo ambony fanjina :wink::wink: tena milay an ! :°)

Mpandefa : Veloo [ Valio ] 12-12-2005 20:45:31
Lohateny : Re : noely
diamondra a kay voky tany @ njy tany izy
dadabe

aza saropiaro rafotsy a :°):°)

tonga i mifenty
avy dia nifenty
dadabenoely
lava volombava re


tonga ny noely teny ambatoroka
d iny arimalala fa nihinana voantsiroka
dadabenoely l
ava volombava be

bd d be ireo anjely
mihinana baranjely
miaraka @ mamzely...
sady manao ..........
satria sipa manjakely
:°):°) :wink:
32. Veloo ( 15/12/2005 01:21)
:-D:-D:-D njy tsy hita knou... za nga saropiaro :roll::roll:
njy kosa mahay ko ilay mamzel no tena tsara hahahahahha
33. dadabe ( 15/12/2005 02:12)
tinjy ve?
d sokafy ny f.....?
d zah manao biz kely
sady m .......
:°)
34. pissoa ( 15/12/2005 06:36)
:-D:-D
35. diamondra27 ( 15/12/2005 07:00)
dadabe: tena misy manadala ny lohan'ni dadabe mihitsy any ho any fa tato ho ato zay tena miteny fiteny tsy fantatra izy.

nihalehibe ny zazakely
de tonga mademoazely
nihinana grenadely
miloko violet hafa kely...

de tonga dadabe noely
lava volombava
36. Mifenty ( 15/12/2005 08:28)


lava marina v ry dadabe ny volom-bavan lah ao e, ndrindra fa zay no tena mahafaly ny mpangataka kle.
37. dadabe ( 15/12/2005 11:24)
ny vombavako fona ve lesy no resahandry zareo fa tsy mba ny volom-b......... ko le :°)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 15-12-2005 11:00:01
Lohateny : Re : noely
dadabe: tena misy manadala ny lohan'ni dadabe mihitsy any ho any fa tato ho ato zay tena miteny fiteny tsy fantatra izy.

ianao ihany anie no tena mampiasa saina ahy io e, :*:*:*
38. Veloo ( 15/12/2005 16:17)
:twisted::twisted::evil::evil:ary maninn ary enao ty raha tsy miteny ratsy fona ry ddbe... aleo hisaraka fa tsy mety zao ka
39. diamondra27 ( 15/12/2005 17:55)
dadabe: raha te hiresaka amiko enao de aza miteniteny foana toa io fa teneno za hoe: inon ary no tokony ataoko mba tsy hahavoaddona ny lohanao e!
sady tsy antany no tsy amparafara eo koa, hum, veloo zao efa mibedy de za koa hiala ka, aleoko miresaka @ mifenty sady lasa nahay poesie kely zany za
40. Veloo ( 15/12/2005 18:28)
diamondra a miala ny Ankatso Ambohidepona njy :-D:-D:-D
o ry ledada a mba enjy mo e :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452