noely

41. diamondra27 ( 16/12/2005 06:00)
zany ve ry veloo, tsy mba manana chance kely akory ve za
42. dadabe ( 16/12/2005 10:36)
:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(
:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(
:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:(:

diamondra > mifona zah fa tsy hanao intsony e
veloo> o^o aza arinao zaho....aza arina ami-adalako ....:*:*
sady aiza akory izao izay teny ratsy eo ?? f.... ve d teny ratsy , m..... ve de teny ratsy :-w:-w
43. diamondra27 ( 16/12/2005 16:04)
dadabe: avy ary e! etsy babeko
de enjy tsara @zay an!:o:o:o
44. Veloo ( 16/12/2005 20:17)
dadabe e enao efa tsisy fanantenana intsony:(
diamondra e asa ko?
45. dadabe ( 17/12/2005 04:48)
veloo toi hoaa aza mialona anay sy diamondra :-D:-D
diamondra ao ampifamadihana njy klou babeko d refe reraka zah vao njy mibaby ahy :*
46. Mifenty ( 17/12/2005 09:00)
Zay tsy anaiky an'i veloo fa mi triche enao.

Diamondra aza miaino ny tenin'i veloo io fa refa avao anktaso enao de any ambatoroka.
47. diamondra27 ( 17/12/2005 11:06)
dadabe sy mifenty: merci e!

tonga ny noely
de mifanao ba kely
de nihinana menakely
dadabe noely lava volombava
48. Veloo ( 18/12/2005 01:59)
diamondra a arabaina njy:-D:-D:-D:-D
49. diamondra27 ( 18/12/2005 23:47)
veloo::-D:-D:-D:-D:-D:roll::roll:
50. Veloo ( 19/12/2005 15:57)
odryyyyy fa ahona ndray ary ry diamondra :-D:-D
51. diamondra27 ( 20/12/2005 19:48)
veloo:tsy arako intsony akia , fa de mirary noely sambatra e!
52. Veloo ( 20/12/2005 20:57)
diamondra a jereo nolazain'i dadabe zany no hanarabaiko anjy ko :-D:-D:-D
53. diamondra27 ( 21/12/2005 19:25)
veloo:le oe za babeny ve?, lhl mafibe nge dadabe e! champion mada
54. Veloo ( 21/12/2005 19:47)
ohhhhhhhhhhh tsara zany :-D:-D
55. diamondra27 ( 22/12/2005 09:39)
:-D:-D:-D
56. Veloo ( 23/12/2005 15:31)
:-D:-D:-D:-D
57. dadabe ( 24/12/2005 03:48)
heheheheh tsy fidiny ho ahy ny ho bogosy :-$e


o^oo^oo^o:@
58. Veloo ( 24/12/2005 07:53)
zany tokoa moa :-D:{:-D:-D:-D:-D
59. diamondra27 ( 24/12/2005 10:42)
dadabe: tsy enao nge le lavavolombava fa dadaba noely e

lavabe , fotsifotsy de manao akanjo(ensemble) menamena
60. Veloo ( 28/12/2005 17:30)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082