noely

61. diamondra27 ( 29/12/2005 06:32)
veloo koa de mitsiky foana an! ovianaary ndry ty no tezitra
62. jennifer2 ( 30/12/2005 01:51)
;-)
63. Veloo ( 30/12/2005 02:42)
diamondra io ary e:twisted::twisted::evil::evil:
64. diamondra27 ( 30/12/2005 06:56)
veloo: tena mampatahotra le maso mena kle(l)(l)(l)
65. Veloo ( 30/12/2005 14:44)
ka inn ihany ary no tian-njy e :^):^) sa ty :roll::roll:
66. diamondra27 ( 31/12/2005 07:28)
zay ahay e!
67. Veloo ( 01/01/2006 00:04)
:-P:-o:-P:-P
68. jennifer2 ( 01/01/2006 02:41)
hm!
69. diamondra27 ( 01/01/2006 11:45)
hm = herimiafina ve ry jenny?

tratry ny noely sy taaombaovao doly aloha
70. Veloo ( 03/01/2006 00:40)
nareo ko ooooooooo
71. jennifer2 ( 03/01/2006 02:05)
hahaha, diamondra, tsy nampoiziko iny.
72. jennifer2 ( 03/01/2006 02:06)
Mampihomehy mihitsy njy ty ry diamondra, tapaka mihitsy ny tsinaiko.:-D:-D:-D:-D:-D
73. diamondra27 ( 03/01/2006 06:59)
jenny: ka zay nge ny irariana eto @ hatsikana e
74. Veloo ( 04/01/2006 15:23)
o ry jenny a raha tapaka eo ny tsinain-njy ko tsy tonga dia mivoka eo doly ny sakafo lasa grobaka :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1405