Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rinakely1
(
04/12/2005 18:35)
LES REGLEMENTS DE LA FEMME!!!!!
Salut doly ny namana eto @ serasera!
Ty mbo misy reglement kely mbo tiko ampitaina @ nareo lehilahy eto @ serasera! :°):°):°)
Ka rah misy comentaire d alefaso! zé tsy misy ambara moa d harao ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/12/2005 22:11
fiaritiana
(
04/12/2005 14:26)
Rangahy nihinana alika!
Tsy haiko na naheon iny vao2 iny nareo hoe rangahy mpihinana alika tao Ambohitrarahaba tao, efa ho 50 izay no laniny raha kotina ny laniny hatrizay,dé natao ny intervention dé hoe:aiza enao no mahit...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 13/01/2006 14:14
fiaritiana
(
04/12/2005 00:28)
Feno habibiana ao anatintsika olombelona!
Nisy gasy nandé taminà toerana iray teto Afrika dé nahita oe eny amin ny bouchérie zany dé miantona eo ny hen omby,hen ondry sns ary ny tena nahagaga azy dé ny nahitany henan olona izao no amidy...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 23/12/2005 12:58
joda
(
03/12/2005 21:12)
hotesse ao @ air mad mahalasa saina
mba mahalasa saina kely ahy ihany ny momba ny sasantsasany @ ry zareo ireo fa dia misy ratsy an!!!sa hoe havan'ny deba ao dia lany mahagaga !!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:26
Fiffi
(
03/12/2005 20:20)
LE CHACUN POUR SOI
Miarahaba antsika rehetra eto indray. Misy zavatra tena mahalasa ny saiko @ ity fiainana ity. Raha mijery ny fianam-bazaha aho dia tsy mampitonga saina ahy mihintsy fa raha hiakatra tohatra teny @ CDG...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:39
diamondra27
(
03/12/2005 16:23)
XXX miafina
lasa resabe eto @ dinika fa misy an'i XXX ny akamaroan'ny dinika mandeha sady misy ny marary fo. De lasa ny eritreritro hoe:maninona ary moa raha asiana dinika manokana momba ny XXX ka ze te hiafina ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 17/12/2005 07:19
Mariano
(
03/12/2005 15:24)
Fahotana
Nisy ramatoa iray hono nanantona an'i mopera hikonfesy
Mopera : Dis moi ton péché madame!
Ramatoa : Quelqu'un m'a violé mon père
P : Quand mème ce n'était pas ton péché. Mais c'est contre t...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2005 16:54
jentilisa
(
03/12/2005 15:05)
Nizeriana no namorona ny enerzy masoandro!
Mba fantatsika ve fa Nizeriana izany hoe afrikana no namorona ny herinaratra avy amin'ny masoandro soalohany saingy rehefa tsy noraharahian'ny olona avy aminy izy dia namidiny tamin'ny hafa ny voka-pi...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2005 18:43
jentilisa
(
03/12/2005 14:56)
zaza gasy 5 isan'andro no efa voan'ny sida! mampino ve?
dia hitako amin'ny gazety io. dia natao hamihorohoroana ve ny gazety gasy sa...raha izany ny marina dia vehivavy dimy isan'andro ka miteraka izany anie no efa misy sida e!...
tohiny
novalian'i HERMA ny 15/05/2006 04:50
Mariano
(
03/12/2005 14:42)
Angano
Rehefa nahary izao tontolo izao Andriamanitra, dia ny olombelona no nataony farany. Nitovy volon-koditra daholo ny olona rehetra tamin'izany. Dia nasain'Andriamanitra nandro tao anaty piscine hono ny ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 11/12/2005 15:57
jentilisa
(
03/12/2005 14:28)
voarara ny mivavaka any an-trano!
Asa raha efa nofoanana ilay lalàna tamin'ny andron'i Augagneur nahatra teto madagasikara fa tsy mbola nandre ny fanafoanana azy aho. Tsy azo atao ny mivavaka miaraka any an-trano. Maninona raha foana...
tohiny
novalian'i tivinah ny 31/01/2006 12:17
kally
(
03/12/2005 11:37)
Mitady mpiasan'ny Topo na cadastre Anosy
Misy namako izay ho'a tsy hitako intsony niasa tao Anosy tao fa raha sendra mba misy miasa ao ianareo namana dia mba anoraty aho fa tsy tiako antsoina eto ny anaran'ilay olona fa sao tsy tiany. Misaot...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2005 21:40
zefalah
(
03/12/2005 10:38)
raovina
avy any ambanivohitra be i Zefa sy ny rainy,namonjy fandevenana aty iarivo.
mpanakarena be mantsy ilay maty izay novonjen'izy reo
taty ka akory ny hatairan'i Zefa fa sakafo tsara be,mbola tsy fahita...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:43
jon
(
03/12/2005 10:37)
diplome equivalance
mety misy ve ny diplome equivalance de bac aty madagascar ...
tohiny
novalian'i LazaRandri ny 22/12/2005 01:01
jon
(
03/12/2005 10:32)
zavatra tokony hatao
inona no mitarika ny olona iray hanao zavatra iray !
satria misy olona dia mahalala avy hatrany ny zavatra ataony ; nefa misy sasany mba mandinika hiany nefa tsy mahalala izay ataony mihintsy !...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 04/12/2005 20:33
Kababo
(
03/12/2005 09:15)
Fitiavana sy Mozika
Ny fitiavana no mampifaly indrindra ny olombelona,nefa ny fitiavana ihany koa no mampijaly ny ankamaroan'ny olona tsy anavahana taona na "sexe", na saranga ihany koa.
Ny mozika kosa no mampiray ny fo...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 26/12/2005 22:21
ravatorano
(
03/12/2005 06:54)
efa mihamanatona ihany ity ny fifidianan filoha nefa aiza ho
efa miahamanatona ihany ity ny fifidiana filoham pirenena nefa aiza amizao ny mpanohitra.Misy namana anakiray ary amin ny antson'ny fo ary milaza fa tena crédible v ny mpanohitra amizao fotoana izao....
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:46
Levy
(
03/12/2005 05:58)
Zanaky Fianarantsoa : Miss traditionel
Ho antsika zanaky Fiagnarana ataoko tsa misy tsa mahalala ny tantaran'i " MAHA". Tovovavy tsara tarehy, nanana ny lazany, tamin'ny fahagolan-tany. Avy @ faritra atsimon'ny Fianarantsoa iny. Miss tradi...
tohiny
novalian'i ndrena ny 10/12/2005 09:01
vaovao
(
03/12/2005 04:19)
mipitsoka
Velontaraina mafy ingahy Rajaona hoe misy manapitsoka foana ny varavarany ka sasatry ny very fanananalava izy, ary tena mahatsiaro fahoriana tokoa!
Tsy misy olana izany hoy i Ranaivo, "ento manaraka ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 09/12/2005 15:13
fiaritiana
(
02/12/2005 22:43)
tohin ny resaka tsonjo!
ary inn no fiantsoana ny lhl raha tsonjo ny vehivavy?
...
tohiny
novalian'i APOKY ny 26/12/2005 12:45
