LES REGLEMENTS DE LA FEMME!!!!!

1. rinakely1 ( 04/12/2005 18:35)
Salut doly ny namana eto @ serasera!
Ty mbo misy reglement kely mbo tiko ampitaina @ nareo lehilahy eto @ serasera! :°):°):°)
Ka rah misy comentaire d alefaso! zé tsy misy ambara moa d harao tsara reto reglement-nay viavy reto! ok

Art 1: La femme a raison,
Art 2: La femme a toujours raison,
Art 3: Meme si le mari a légèrement raison, relire
art 1,
Art 4: La femme ne mange pas, elle suit un " régime",
Art 5: La femme ne mange pas, elle grignote et malgré
l'art 4, elle pèse 80 kg,
Art 6: La femme ne boit pas, elle sirote avec ses co-
pines,
Art 7: La femme ne dort pas, elle se repose,
Art 8: La femme n'est jamais en retard, elle avait
des courses à faire,
Art 9: La femme ne quitte jamais la maison le soir,
elle est appellée,
Art10: La femmme n'entretient pas de relation avec
son chef, elle entretien sa promotion,
Art11: La femme lit son courier et celui de son mari,
mais oublie celui du portable,
Art12: La femme entre dans la maison du mari avec des
idées personnelles, elle en ressort avec les
idées du mari,
Art13: La femme reste la "chef" meme sans cullotte,
Art14: Plus le mari se plaigne, plus elle a de la
migraine, et moins il a de prime en nature,
Art15: Le mari est obligé de penser aux autres car
voire art 2 et art 12,
Art16: La femme ne quitte jamais son foyer à l'heure,
on a besoin d'elle ailleurs, voir art 9,
Art17: Interdiction formelle de lui tourner le dos
dans le lit,il faut toujours discuter ou faire
comme si ,
Art18: L'homme epouse uniquement sa femme et non ses
copines,
Art19: Relire art 1 et art 2!

D misaotra nareo namaky hatramin'ny farany!:-o:-o
novalian'i fijo ny 14/12/2005 22:11
2. Herimiafina ( 04/12/2005 18:40)
Otsan'ny mahita miaramila tamin'ny andron'ny ady lehibe faharoa izany izaho mahita an'irreo toetra ireo, kanefa inona moa no ady atrehana, ny fiainana ve? Tsy aleo atao milay toy izay gaspiller-na toy izao, amin'Izay tsy antitra haingana.

"Il faut pas prendre la vie trop au sérieux, de toute façon, on ne s'en sortira jamais vivant".

hehehehehe:-D:-D:-D:-D
3. rinakely1 ( 04/12/2005 18:59)
ce n'est que des reglements! libre enao ry Herimiafina na hanaraka na tsia!
Le but tsy we "prendre la vie trop au sérieux" fa mbo asiana didy kely e!:roll::roll:
4. Herimiafina ( 04/12/2005 19:04)
Mba hevitra ny ahy akia iny ry rinakely1 an, tsara daholo ireo reglement ireo ary aleo aza hisy an'ireo fa izao, ny reglement tena tsara de izay mety amin'ny tenanao ihany araka ny fahalalanao ny tenananao fa tsy voatery izay tsara amin'ny olona hafa. :-*:-*:-*:-*

"L'individu est le seul juge de son bien être".
5. vivi ( 04/12/2005 19:35)
tena serieu e ! tena somary vizana b zany za mahita anilay izy ka ! fantako we mety mahasoa fa ee!
6. fasaly ( 04/12/2005 21:48)
mba haraho kosa ry reto a! na somary asiana coimment kely ny ahy zao no tena ekeko hoe marina de ny article 2, les femmes ont tjrs raison...:wink:
article 13: la femme reste "lachef" meme sans culotte
7. Herimiafina ( 04/12/2005 21:52)
Ie , ka marina anie izany e, fa misy vevavy firy moa ao anatin'ny olombelona efa 6 miliara? Tsy voatery otsan'izay daholo, fa ny sasany ihany ohatra no tena mahita hoe mifanaraka amin'io reglement io ny fiainany sy ny mombamomba azy ary ny mampetipety azy.

Ny fahadisoana mipetraka matetika dia ny fitiavan'ny olona mi-generaliser, na ny mitondra any amin'ny denominateur commun ny toetra rehetra.

Misy izao vehivavy, tena tsy tiny mihintsy izy raha tsy entina fa tsy izy no mitondra, de nefa misy koa te hanao sefobe, de otsan'izay hatrany.
8. fasaly ( 05/12/2005 11:17)
za zao sefo deba!!!
9. lapino ( 05/12/2005 12:18)
fasaly < sefo deba article 13 ve? :-D:-D
10. rinakely1 ( 05/12/2005 17:09)
fasaly: na sefo deba aza toi" les femmes restent toujours les chefs meme sans cullottes"
d misotra an'izay namaly ihany koa e!
11. Mija ( 05/12/2005 17:33)
eny ee!! nahatsiaro ny hiran'ny Samoela MANAO HOE malala , malalako ohh , ataovy re ny sasalamba .
Ny fitiavana anareo dia tsy midika fa izahay resy na tsy mahafehy , fa ny fiaraha, mifanampy , mifankatia mifandefitra no izy ok
tezitra ihany iSAMOELA @iny tononkira iny nefa nalefiny izany noho ianareo ok ;farany grand chef ny lehilahy ; nefa chef ihany koa ianareo ok
12. fameusecousine ( 06/12/2005 06:33)
tsara kosa fa toa kofy fona mantsy no voalaza ..milay ka=))=))
13. rinakely1 ( 06/12/2005 14:15)
zay zany no tena marina an?:):-D:)8O
14. sanana ( 07/12/2005 23:25)
za tsy manaiky
15. hesham ( 11/12/2005 02:03)
aza aty amiko mi sefosefo de ampiseho sefosefo tokoa :-D:-D:-D
16. cocorie ( 14/12/2005 07:34)
sefosefo pour rien
17. fijo ( 14/12/2005 22:11)
izay indray ndry vai hita ry rina an.taiza fona?sa nanao sefo?
ary cocorie ko.taiza foana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1238