zaza gasy 5 isan'andro no efa voan'ny sida! mampino ve?

1. jentilisa ( 03/12/2005 14:56)
dia hitako amin'ny gazety io. dia natao hamihorohoroana ve ny gazety gasy sa...raha izany ny marina dia vehivavy dimy isan'andro ka miteraka izany anie no efa misy sida e!
novalian'i HERMA ny 15/05/2006 04:50
2. pissoa ( 03/12/2005 15:57)
Ooops - zany ve tsy be loatra?
3. fasaly ( 03/12/2005 16:22)
ny gazety indray nge iny manao grand titre be foana mba hampanintona ny mpividy e! fa azo lazaina fa mihanaka be mintsy zao ny sida n'aiza n'aiza surtout ny faritra afrika fa na izany aza tsy mahatratra dimy isan'nadro kosa e! nefa asa aloha fa ny fanafodiny dia ny mitandrina ihany e! miaro tena sns...
4. lapino ( 03/12/2005 16:34)
pissoa:
Ooops - zany ve tsy be loatra?

Firy no sahinao?
5. zandikely ( 03/12/2005 18:04)
Raha manao kajikajy ange isika dia tena mitombina mihitsy io isa io, na ho maherin'io aza.

Raha 1% ny Malagasy mitondra ny otrikaretina VIH, dia farafahakeliny ange, dia tsy latsakiny olona 170.000 no mitondra VIH. Raha io ny olona fantatra fa mitondra otrikararetina, dia tena mitombina mihitsy ny hananana zaza 5 isan'andro. Zaho koa mino fa mety efa manodidina na maherin'ny 3% ny olona mitondra VIH any Madagascar fa tsy fantatra fa mbola tsy firy ny olona manao dépistage.
Ny Fanafodiny dia mitandrina ihany, tsy resaka Firaisana ara-nofo ihany, fa indrindra koa zavatra sasany tsy dia heverina loatra ohatra hoe, rehefa mandeha amina dentiste mba araho maso tsara ihany ny zavatra ampiasainy dentiste ao fa mbola maro amin'izy ireny zatra ny fomba taloha, rehefa mandeha aminy Mpanety volo sy ny maro tsy voatanisa e..
6. Herimiafina ( 03/12/2005 20:32)
Nisy tanàna iray izay notsidihina tampoka teny ambanivohitr'Ampitatafika, tsy dia maro olona izy io. Ary dia nanao depistage teny ny Organisme iray, ka hita fa olona fito no seropositif teo amin'ilay tanana, ny olona teo anefa dia tsy nisy niheritreritra ny hanao depistage izany mihintsy.

Mbola betsaka lavitra ny isa, ary maro ny efa maty. Chiffre fotsiny ihany ireny hitantsika ireny. hehehehhe
7. fiaritiana ( 04/12/2005 00:17)
mampalahelo izany!
8. pissoa ( 04/12/2005 14:53)
lapino > tsy haiko kah :-D:-D - fa otran'ny nanaitra be anah zany fotsiny le size! Nefa rehefa tena mipetraka manao kajikajy marina dia toa mitombona ihany le izy :(
9. sonwin ( 04/12/2005 18:32)
efa misy fanafody fa aza manahy
10. Veloo ( 04/12/2005 20:21)
efa lasa any dago ve ny fanafody?
11. sonwin ( 05/12/2005 11:06)
efa misy fa sous-estimena
12. Veloo ( 05/12/2005 16:52)
eeeeeee mampalahelo ndray zany kle.... de ahona ary :(:(:(
13. pissoa ( 05/12/2005 16:54)
de tsy maintsy manahy ihany zany kou :(
14. sonwin ( 05/12/2005 18:47)
15. sonwin ( 05/12/2005 18:48)
16. sonwin ( 05/12/2005 18:50)
17. Veloo ( 05/12/2005 20:39)
inn ndray ty in-telo ty ? :{:{:{
18. sonwin ( 05/12/2005 21:48)
tsy za no manao an'io fa tsy haiko ze mahatonga azy
19. sonwin ( 05/12/2005 21:49)
tsy za no manao an'io fa tsy haiko ze mahatonga azy
20. sonwin ( 05/12/2005 21:49)
tsy za no manao an'io fa tsy haiko ze mahatonga azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.333