zaza gasy 5 isan'andro no efa voan'ny sida! mampino ve?

21. pika ( 06/12/2005 06:47)
raha ny mamerina in 2 manana ny antitra dia ny mamerina in3 manana ny ...:-D

mety ho possible ihany izany satria firy % @ isan'ny mlg indrindra ny zaza eran'ny nosy moa izany
asa anefa fa :cry:

22. watafon ( 06/12/2005 12:45)
tsy marina kosa io k ! andraso fa ijereko ny salan'isa farany fa b loatra io k !
23. pika ( 06/12/2005 12:48)
de mba omeo ny tena marina aza e
24. rainisalama ( 06/12/2005 13:48)
Tsy aleo ve mampiansa fi-mailo daholo e!Ny atahorako raha izaho dia ry zareo contre ny fimailo no mampihanaka ny sida eto amin'ny tanàna.
25. pissoa ( 06/12/2005 14:52)
tsy marina kosa ny an'i rainisalama eh! ny an-dry zareo contre ny fimailo anie misy tohiny we aza mangala-pinana eh! fa ny mampihanaka azy de misy manaraka an'le izy hatreo @ atsasany fotsiny :(
26. sonwin ( 06/12/2005 16:19)
aza mijangajanga de tsy mihanaka io e. tsotra be izany
27. Veloo ( 06/12/2005 23:49)
ny ahy tsy mba mande in-telo mihitsy... tsisy afa tsy io no fanafody tsy ahazona ny sida ka
sonwin=D
28. watafon ( 07/12/2005 06:23)
Ny salan'isa farany hita zany d 1.7% n'ny malagasy izany hoe 140 000 no mitondra ny otrik'aretina eto amintsika zao, ka ny 8 000 amin'izany no zaza.
veloo,zany v ?:-D:-D:-D
29. pika ( 07/12/2005 07:16)
koa na tsy hijangajanga aza ianao dia ilay oul miaraka aminao mandehandeha dia ahoana????

ary ny resaka fitsaboana oh fotsiny ny dentiste ve tsy hampiely azy???

mba ahitsy kely fotsiny izany hoe tsy voatery nijangajanga no ahazoana sida fa raha izay mantsy no mibahana ao an-tsaina dia menatra sy ....... ireo voa
30. Veloo ( 07/12/2005 20:21)
wata a ka tsy marina ve wa ilay nolazain'i sonwin eeeeeeeee:wink:
31. fijo ( 08/12/2005 05:52)
iry voalazan'i herymiafina ery ambony iry koa aloha dia matetipitranga any afrika e.ary izay no tena mampitombo be azy.
soa aho fa virja kle
32. watafon ( 10/12/2005 04:59)
fijo , sambatra elà !:-D:-D
veloo, le mande in-telo ange no tiako tenenina e!:-D
33. ravakamalala ( 10/12/2005 15:33)
mandé in telo??????????????
34. sonwin ( 11/12/2005 17:05)
ie mandé in telo hono:)
35. ravakamalala ( 11/12/2005 19:41)
ny inn no mandé in telo e? 8O
36. watafon ( 14/12/2005 17:55)
:-D:-D:-D anontanio an'i veloo sy sonwin
37. Veloo ( 14/12/2005 18:02)
ravaka a anontanio an'i sonwin...:-D:-D:-D
38. fijo ( 14/12/2005 21:33)
wata ,tena aleo ihany mijanona tahaka ahy raha izany kle
39. watafon ( 15/12/2005 03:57)
fijo d zany tokoa aza an :-D:-D! absentéisme no tsara indrindra d refa tsy maintsy hanao ihany d mampiasa fimailo e!
40. fijo ( 15/12/2005 04:50)
izay mantsy,sady mbola hianatra e;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2801