Zanaky Fianarantsoa : Miss traditionel

1. Levy ( 03/12/2005 05:58)
Ho antsika zanaky Fiagnarana ataoko tsa misy tsa mahalala ny tantaran'i " MAHA". Tovovavy tsara tarehy, nanana ny lazany, tamin'ny fahagolan-tany. Avy @ faritra atsimon'ny Fianarantsoa iny. Miss traditionel(le). IO no nahatonga ny anaran-tanana maro misy hoe " MAHA" any Fianara sy eran'ny Nosy mety tonga hatrany ivelany aza,sy fiteny sasany miantomboka @ "maha".
Maro no naniry ity tovovavy ity t@ zany noho ny hatsara-terehiny. Tao Atsimo tsy lavitsy Fianara tao iy ro teraka. Mbola kely iy d'efa hita hoe soa (tsara) io no nahatonga hoe i" Maha" soakely= Mahasoakely. Sefa lehibe de lasa hoe i " Maha" soabe ( Mahasoabe), somary nisy ditra nataony dia i "Maha"ditra ( ny ditrany). i "Maha" zengy. Nianavaratsa @ iny RN 7 iny. Nipetraka kely, teo alakamisy.Vohitr'i " Maha"( Ambohimaha), Tao ambohiMAHAsoa...teny an-dalana teny somary sorena izy na sosotra, dia hoy ny mpilanja i " Maha" sosotra ( mahasosotra)(...?)na hoe kivy....Nitety faritra ity Miss ity t@ zany andro izany.Tonga hatrany Mahajanga( i 'Maha' janga (= salama...)sns...hatrany " Mahayotte" (?)Mety maro no mahalala ny tantara afaka manohy,sy mikaroka...santionanay ihany io..Miala tsiny @ RR le misy diso ny fitantaragna.
novalian'i ndrena ny 10/12/2005 09:01
2. xxx ( 03/12/2005 06:33)
aza tohizana tsony fa MAHA-lasa adala
3. dadabe ( 03/12/2005 08:48)
maha-janga=maha-noro :D
d nandalo tetezana izy (tao fatihita ) d nanjray lasa hooe maha-faty ,d nandalo teny iavoloha (andoharanofotsy d natao hoe maha-lavolona ,d rehefa natory d natao hoe maha-sondriana,d rehefa nadalo fatinjavatra d natao hoe maha-rikoriko
d...tsy haiko tsony

:@:@
4. dadabe ( 03/12/2005 08:49)
maha-janga=maha-noro :D
d nandalo tetezana izy (tao fatihita ) d nanjray lasa hooe maha-faty ,d nandalo teny iavoloha (andoharanofotsy d natao hoe maha-lavolona ,d rehefa natory d natao hoe maha-sondriana,d rehefa nadalo fatinjavatra d natao hoe maha-rikoriko
d...tsy haiko tsony

:@:@
5. vale ( 03/12/2005 11:05)
Levy> de misy soa tokoa aza moa ny vehivavy betsileo!!!
6. bozimanga ( 03/12/2005 11:27)
malavolona
7. ndrena ( 10/12/2005 09:01)
MAHAfinaritra ka
bozimanga/inona izany malavolona,???????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0688