Liste des messages

Liste des messages, inserés par Levy, par ordre de date
Levy ( 09/02/2008 10:56)
TOAKA FAHAVALOKO TALOHA.........
Mitady ny tonon'io hira io za fa tsy fantatro mihitsy na ny lohanteny na mpihira...mino aho fa efa atoihany f'angamba ilay lohatitre no tsy haiko...SOS... suite
répondu par Soniamada le 09/02/2008 15:31
Levy ( 30/01/2008 12:37)
Rebika....toa hoe.................?
Izaho ve tsy naharaka vaovao sa toa hoe namoaka album vaovao lerony, tsy mbola nahazo fanampimbaovao ny tenanay...atsipatsipazo vaovao... suite
répondu par raents le 07/02/2008 20:17
Levy ( 14/09/2007 12:09)
moov -wanadoo
Mba mila fanampim-panazavana re tompoko ô !... suite
répondu par wooda le 15/09/2007 12:11
Levy ( 26/07/2006 06:31)
Paraky...Mamsa..poudre...
Mba lasa ny saiko mandinika hioe avy aiza no nahazahoan'ny Malagasy sasany ny fihinanana paraky. Tsy haiko aloha any @ firenena Aziatika na Afrikana sasany fa tsy mbola nahita loatra aho hoe mihinanan... suite
répondu par prime le 02/08/2006 13:46
Levy ( 01/03/2006 17:37)
Fanambadiana lova tsy mifindra !
Lova tsy mifindra : Ny lafy ratsy mandrakariva no asongadiny @ zao vanim-potoana lazaina mazava sy mandroso izao hoe: Tsy resaka fitiavana fa amboarina, fanavakavahana, resaka ekonomika ( tsy mifindra... suite
répondu par valinaka le 03/03/2006 08:31
Levy ( 06/01/2006 08:48)
Ba kely: Telo sa roa sa iray. Manomboka havanana sa havia..?
Izao taom-baovao izao de misaritaka mihitsy ny fonorohana (ba kely, biz...) miseho @ fomba samihafa sady samy hafa. Ny olana dia misy manao telo misy manao roa, ny sasany iray matanjaka be. Vokany fi... suite
répondu par mirana5 le 23/01/2006 16:33
Levy ( 03/12/2005 05:58)
Zanaky Fianarantsoa : Miss traditionel
Ho antsika zanaky Fiagnarana ataoko tsa misy tsa mahalala ny tantaran'i " MAHA". Tovovavy tsara tarehy, nanana ny lazany, tamin'ny fahagolan-tany. Avy @ faritra atsimon'ny Fianarantsoa iny. Miss tradi... suite
répondu par ndrena le 10/12/2005 09:01
Levy ( 02/12/2005 07:31)
Misy maniry hanan-janaka nefa tsy te hanam-bady !
Tsa vehivavy za manoratra io fa lehilahy ! Zavatra tsikaritra dia misy ny vehivavy sasany te-hanajanaka fa tsy te-hanambady. Misy indray manambady nefa tsy te-hiteraka sy hanan-janaka. Misy maniry te-... suite
répondu par reevu le 23/12/2014 05:59
Levy ( 21/10/2005 14:15)
Tovovavy na vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy na...
Mbola vitsy ny vehivavy na tovovavy sahy mitory fitiavana avy hatrany @ lehilahy ( teny mivantana na an-taratasy), ankoatry ny fihetsika sy ny sisa...Fomba fijeriko, azon'izy ireo atao tsara izany, t... suite
répondu par kala le 29/11/2005 14:49
Levy ( 18/10/2005 15:57)
Ny fihavian'ny Malagasy !
Efa mety nandeha teto ity loha-hevitra ity, maro ny hevitra, na boky milaza ny fiaviana na niandohan'ny malagasy ! Toa mifamahofaho ihany indray2! Fa rehefa miala ao Dago ianao, vao mametra-panontania... suite
répondu par Herimiafina le 23/10/2005 03:44
Levy ( 17/10/2005 13:33)
Famakiana boky ...
Marina amin'izao fotoana izao fa maro sady mety ho lafatra ny "informations" sy ny hevitra azo trandrahana @ internet. Fa taranjam-pianarana sasany dia mbola ny vaky boky aloha no mbola manan-danja sy... suite
répondu par eucalyptus le 02/11/2005 10:25
Levy ( 16/10/2005 11:32)
Mahitsy- Ambohidratrimo (105) ve ato ?
Tsy avy any akory ny tenanay fa maro ny namana fantatra amin'iny faritra iny, indrindra Mahitsy sy ny manodidina. Tia henan'akoho koa moa ka voasarika e ! Fa tsy izany fa misy olona mahafinaritra any,... suite
répondu par gasykely le 27/10/2005 00:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106