TOAKA FAHAVALOKO TALOHA.........
1. Levy
(
09/02/2008 10:56)
Mitady ny tonon'io hira io za fa tsy fantatro mihitsy na ny lohanteny na mpihira...mino aho fa efa atoihany f'angamba ilay lohatitre no tsy haiko...SOS
novalian'i Soniamada ny 09/02/2008 15:31
2. ainaheri
(
09/02/2008 11:12)
Ny toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F'ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy mamboraka raha tsy misy "pi"
ref:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy
Ka ho ampifaliako foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F'ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy mamboraka raha tsy misy "pi"
ref:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy
Ka ho ampifaliako foana ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko fahafaham-po.
4. agoago
(
09/02/2008 12:55)
Iny hira iny mihintsy no nahalalana nahalalako an'i Samoela voalohany. Fa inona koa izany hira izany?
5. Soniamada
(
09/02/2008 15:31)
Havako mamomamo ny lohateny.
Efa io ambony io ny tonony
Samoela no tompon'ny hira fa nasainy nohirain'i Vero sy i Poupoune (version vehivavy)
Efa io ambony io ny tonony
Samoela no tompon'ny hira fa nasainy nohirain'i Vero sy i Poupoune (version vehivavy)
